Fiteny Hindỳ

Ny fiteny hindỳ (amin'ny fiteny hindỳ: हिन्दी / hindī) dia tenim-pirenen'i India.

Ny isan'ny olona miteny ny fiteny hindỳ dia misy 480 tapitrisa eo ho eo, 360 tapitrisa amin'ireo no manana ny fiteny hindỳ tenin-dreny. Amin'ny lafiny ofisialy, nampiasaina ho lingua franca any India ny fiteny hindỳ, kanefa 40 isan-jaton'ny olona fotsiny no mampiasa io fiteny io any India. Any avaratr'i India no misy ny ankabeazan'ny mpiteny hindỳ. Fiteny voasokajy amin'ny ratsana arianin'ny fiteny indô-eorôpeanina io fiteny io, nipoitra avy amin'ny fiteny sanskrity sy prakrity, soratana amin'ny alalan'ny abogida devanagari.

Hindỳ
हिन्दी, हिंदी
Tenenina any India sy Pakistana. (Hindustani).
Total speakers tontaliny: ~ 490 tapitrisa (2008)
Ranking 3-4 [tenin-dreny]
Language family
  • Indo-Ariana
    • Indo-Ariana
      • Hindỳ
Writing system Devanagari, Kaithi, Latina, ary fanoratana ara-paritany maromaro
Official status
Official language in India
Regulated by Central Hindi Directorate (India),
Language codes
ISO 639-1 hi
ISO 639-2 hin
ISO 639-3 hin
Fiteny Hindỳ
Distribution of native Hindi speakers in India
Indic script
Indic script
Ity pejy ity dia mety misy soratra Indika.

Ny fiteny ordò dia mitovy be amin'ny fiteny hindỳ fa soratana amin'ny abidy arabo, amin'ny fiova persana. Be teny avy amin'ny fiteny persana sy avy amin'ny fiteny arabo ny fiteny ordò. Mifanakaiky be ny ava-peon'ireo fiteny ireo ary, talohan'ny fisarahan'i India sy i Pakistana tamin'ny 1947, fiteny iray ihany ireo, ary Hindustani ny anaran'ilay fiteny.

Jereo koa

Rohy ivelany

Miteny frantsay

Fiteny Hindỳ 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

AbogidaFiteny indô-eorôpeaninaFiteny sanskrityIndia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

20202012NizeriaAnamalahoSamsônaAmbositraBaskin-RobbinsJohann Balthasar NeumannAntesakaPrôtestantisma eto MadagasikaraFanahy (kolontsaina malagasy)Repoblika Entim-Bahoakan' i SinaFomban-drazanaAurangzebHiragasySakalavaOmbySiriaFahaizana mamaky sy manoratraFiteny jeôrjianaDemôkrasiaSaolyFiteny nepaleySihanakaNizeriàISO 3166-1PaskaMaritranoPhoenix, ArizonaToyotaAngovo azo havaozinaFianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyTestamenta TalohaAnjara (finoana)AndriamaneloBokin' i JôsoaFiteny maanianyAngatra (aretina)23 AprilySôdômaJohannes GutenbergJiosyMpandrindra milinaFameno (fitsipiteny)PressyFilistinaRatsiraka DidierMatoantenyFifohazana (kristianisma malagasy)ParakyAfoWayback Machine1862FamoranaMaaniany (vahoaka)Faritany eto MadagasikaraBill ClintonAdaoroSiansaRy Tanindrazanay malala ôFanagasianaFokom-pirenen' i JodàAljeriaFrantsaySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaJoroAviavyRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)AndrokaMpisolo manondroMickey MouseJôsia (mpanjakan' i Jodà)🡆 More