Fiteny Sômaly

Ny fiteny sômaly dia fiteny hamitô-semitika ao amin' ny fianakaviam-piteny kositika.

Olona miisa 16 600 000 any ho any no miteny sômaly, indrindra ao amin' ny Tandrok' i Afrika. Amin' ny fiteny sômaly izy dia atao hoe اف سومالى / Af-Soomaali sady tononina hoe [æf sɔːˈmɑːli]. Fiteny ôfisialin' i Sômalia ny fiteny sômaly miaraka amin' ny fiteny arabo. Manana ny satan' ny fitenim-pirenena ny fiteny sômaly ao Jibotỳ. Maro ny endrika isam-paritry ny fiteny sômaly, ka ny ankamaroany dia tsy manamora ny fifankahazoam-piteny amin' ny samy mpitany sômaly. Ankoatra izany dia misy vondrona izay heverina fa isan' ny vahoaka sômaly dia miteny na niteny fiteny banto.

Jereo koa

Fiteny be mpampiasa ao Afrika

Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny fiteny afrikansa, agny, amharika, anglisy, arabo, bambara, baole, berbera, bete, diola, fanga, fola (na fiteny peola), frantsay, haosa, iôroba, kitoba, lingala, malagasy, môre, pôrtogey, soahily, sômaly, sôninke, soso, tigrinia, vôlôfo ary zolo.

Tags:

Fitenim-pirenenaFiteny araboFiteny bantoFiteny hamitô-semitikaFiteny kositikaJibotỳSômaliaSômaly (vahoaka)Tandrok' i Afrika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanonganam-panjakanaThucydides1815IndiaFamoranaISO 4217SakalavaAndriandranando (foko)Fory2014MediawikiWikiFaritra AnalamangaEuroLovantsofinaJan HusHenan'ombyFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraAdaoroDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Firenena MikambanaAljeriaFanambadianaAsaSoi CheangFamadihanaIsraelyMpisolo tena (fitsipiteny)Pech, AriègeZebraGeorge Weah18051908ZavamaniryMarovatoFiaran' ny FanekenaWuhanSrettha ThavisinAnjely (araka ny kristianisma)Empira Neô-AsirianaEuronews20 AprilyCharles William OatleyKahiraSakay (zavamaniry)'''Marie-Françoise Talayssat'''Ranomasin'i LigoriaKonrad ZuseLalan-jazaSifakaMalagasy (vahoaka)23 MeyPas-de-CalaisAntandroyOntarioValéry Giscard d'EstaingTerakaFitsarana farany22 AogositraAmpembambazahaFiteny malayBodo (mpihira)Voaniho1975JobilyMontevideoLiberalismaVoankazo voararaFanjakan' AndriamanitraAlan BallAnkoayZaira🡆 More