Fiteny Slôvena: Fiteny

Ny fiteny slôvena dia fiteny ao amin' ny vondrom-piteny slava sady zana-bondron' ny fiteny slava atsimo, ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana.

Olona miisa 2 000 000 any ho any no miteny azy, ka ny ankamaroany dia monina ao Slôvenia nefa misy koa ny any Aotrisy sy any Italia. Fiteny ôfisialin' i Slovenia ny fiteny slôvena sady isan' ny fiteny ôfisialin'ny Vondrona eorôpeana.

Nitahiry ny toetran' ny fiteny slava tranainy ny fiteny slôvena sady niharan' ny fomban' ny fiteny latina sy ny fiteny alemàna sy ny fiteny italiana ary ny fiteny friôlàna. Ny 1/3n' ny voambolan' ny fiteny slôvena dia iraisany amin' ny fiteny serbô-krôata.

Tags:

AotrisyFiteny indo-eoropeanaFiteny slavaItaliaSlôvenia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SiliaSamuel RatanyKaody bara1862Ravalomanana MarcISO 4217FahotanaPhoenix, ArizonaAmbohimangaTantaran' i MadagasikaraFiteny kantôneyIslandyEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Fiangonana Ara-Pilazantsara eto MadagasikaraFifandraisan-davitraFokom-pirenen' i IsakaraFiteny ingrianaFikambanana Iraisam-Pirenen' ny FrankôfôniaFanahy MasinaNizeriàMediaWikiFiangonana zandrinyLouis XVIPentekôstaFiteny nepaleyGeorge PeppardFahafatesanaFameno (fitsipiteny)Isaia (mpaminany)KilalaoEmpira BizantinaHaintanyRafitra kôneksiônalyBob KhannaFokom-pirenen' i Israely1899Bokin' i EzekielaFilazam-potoana (fitsipiteny)MenalambaFahaleovantenaKolontsaina malagasyTetiandro etiopianaAbdônaAdnanitaAsa AkiraToekaren' i MadagasikaraWikibolanaFivavahana eto MadagasikaraTsirinteny1974AdizaozaBill ClintonCurrent eventsDidy FoloKameronaRanavalona IIISandam-bolaJirofoMpisolo (fitsipiteny)Fitenim-paritra malagasyFiteny maanianySôdôma sy GômôraVondrona EorôpeanaAndriamangariraFanjanahantanyAlakaraboFaritra AnosyJesoaLoka NobelArktika🡆 More