Fiteny Soràba

Ny fiteny soràba dia fiteny slava avaratra-andrefana ao amin'ny foanakaviam-piteny indo-eoropeana.

Tenenin'ny olona miisa 45 000 ao Losatsa any Alemaina ny fiteny soràba. Fitenim-paritra ao Alemaina ny fiteny soràba nefa tsy fiteny jermanika. Eo anelanelan'ny fiteny tseka sy poloney ny fiteny soràba sady soratana amin'ny abidy latina nasiam-panamboarana amin'ny alalan'ny mari-tsoratra.

Tags:

Abidy latinaAlemainaFiteny indo-eoropeanaFiteny jermanikaFiteny poloneyFiteny slava

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Repoblika Fahefatra (Madagasikara)Fady (malagasy)Asa (mpanjakan' i Jodà)AntalaotraPort-au-PrinceAndrianampoinimerinaVoahangyFahefana mpanatanterakaVolaPaoly (apôstôly)AntambahoakaTononkaloEzekielaMpampiankin-tenyAdimizanaNJodaismaRepoblika Demokratika MalagasyMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyAntsirananaApôkalipsin' i JoanyFahafatesanaAhidamboKanadaRio1167KolontsainaSamuel RatanyAmerikaZhuge LiangJean-Joseph RabeariveloFaritra AnalamangaShanghaiMorondavaGovernemantaZon' olombelonaFivavahan-drazana afrikanaFatranaAbidy malagasyRova ManjakamiadanaBootjack, KaliforniaFitiavanaIowaForbesAndriamandisoarivoKabary famangianaRatsiraka DidierVintana (finoan-drazana malagasy)HasinaAlemainaTsindrimandry (fivavahana)RosiaApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyFiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikySun Yat-senOhabolanaVaryHovaTokyoAdy an-tranoSakramenta ao amin' ny prôtestantismaFizaràn-taona03 janvier 2016Marshall LeffertsTestamenta VaovaoEvanjelin' ny Roa ambin' ny foloWellington PointBokin' ny MakabeoAbidy arabo1971🡆 More