Distrika Eto Madagasikara

Ny distrika dia fizaràn' ny faritra tsitrairay eto Madagasikara izay mitsinjara indray ho kaominina.

Miisa 119 ireo distrika ireo, izay tsy vondrom-paritra itsinjaram-pahefana fa fizaràna mahakasika ny fanapariaham-pahefana avy amin' ny fitondrana foibe. Miovaova ny isan' ny distrika eto Madagasikara arakaraka ny fitondram-panjakana. Ao amin' ny didim-panjakana lafarana 2005-012 nivoaka tamin' ny 11 Janoary 2005 dia miisa 119 ireo distrika ireo.

Distrika Eto Madagasikara
Sarintany maneho ireo distrika eto Madagasikara

Marihina fa talohan' ny taona 2007 dia tao amin' ny Distrikan' i Fianarantsoa II ny Distrikan' Isandra sy ny Distrikan' i Lalangina ary ny Distrikan' i Vohibato (ao amin' ny Faritra Matsiatra Ambony ankeitriny). Ny Distrikan' i Fianarantsoa I dia atsoina fotsiny hoe "Distrikan' i Fianarantsoa" nanomboka tamin' io taona io. Nisaraka koa ny Distrikan' i Mandoto sy ny Distrikan' i Betafo (ao amin' ny Faritra Vakinankaratra). Taty aoriana dia niova izany.

Ireto ny distrika 114 talohan' ny taona 2007:

Laharana Distrika Faritra Velarana

(km²)

Mponina (tombana)

(1 Jolay 2013)

Hakitroky ny mponina

( isaky ny km²)

1 Ambalavao Matsiara Ambony 4 798,47 209 417 43,6
2 Ambanja Diana 5 999,72 190 435 31,7
3 Ambato-Boeny Boeny 8 528,25 211 204 24,8
4 Ambatofinandrahana Amoron'i Mania 10 321,48 155 470 15,1
5 Ambatolampy Vakinankaratra 1 651,14 256 164 155,1
6 Ambatomainty Melaky 4 740,44 29 420 6,2
7 Ambatondrazaka Alaotra-Mangoro 5 540,25 324 610 58,6
8 Ambilobe Diana 8 006,76 216 145 27,0
9 Amboasary-Atsimo Anosy 9 888,82 209 090 21,1
10 Ambohidratrimo Analamanga 1 432,36 399 037 278,7
11 Ambohimahasoa Matsiatra Ambony 1 929,12 214 703 111,3
12 Ambositra Amoron'i Mania 2 914,18 262 353 90,0
13 Ambovombe-Androy Androy 6 504,18 349,675 53,8
14 Ampanihy Atsimo-Andrefana 13 837,11 310 173 22,4
15 Amparafaravola Alaotra-Mangoro 4 622,51 267 622 57,9
16 Analalava Sofia 8 732,19 148 668 17,0
17 Andapa Sava 4 051,48 189 882 46,9
18 Andilamena Alaotra-Mangoro 7 686,18 70 527 9,2
19 Andramasina Analamanga 1 406,41 170 124 121,0
20 Anjozorobe Analamanga 4 275,06 177 134 41,4
21 Ankazoabo Atsimo-Andrefana 7 456,28 65 560 8,8
22 Ankazobe Analamanga 7 358,26 151 543 20,6
23 Anosibe An'ala Alaotra-Mangoro 2 858,75 89 205 31,2
24 Antalaha Sava 6 795,01 231 479 34,1
25 Antanambao Manampotsy Atsinanana 1 298,55 48 665 37,5
26 Antananarivo Atsimondrano Analamanga 421,97 585 184 1 386,8
27 Antananarivo Avaradrano Analamanga 581,88 362 539 623,0
28 Antananarivo-Renivohitra Analamanga 85,01 1 299 080 15 281,5
29 Antanifotsy Vakinankaratra 2 785,57 307 944 110,5
30 Antsalova Melaky 6 864,38 58 341 8,5
31 Antsirabe I Vakinankaratra 132,94 238 478 1 793,9
32 Antsirabe II Vakinankaratra 2 471,31 406 353 164,4
33 Antsiranana I Diana 71,90 115 015 1 599,7
34 Antsiranana II Diana 5 612,41 105 416 18,8
35 Antsohihy Sofia 4 773,81 137 433 28,8
36 Arivonimamo Itasy 2 135,48 304 931 142,8
37 Bealanana Sofia 6 831,86 143 005 20,9
38 Befandriana Avaratra Sofia 8 718,98 241 082 27,7
39 Befotaka Atsimo-Atsinanana 3 238,05 53 456 16,5
40 Bekily Androy 5 141,49 164 751 32,0
41 Beloha Androy 4 787,01 109 361 22,8
42 Belo-Tsiribihina Menabe 8 037,88 124 136 15,4
43 Benenitra Atsimo-Andrefana 4 368,05 38 716 8,9
44 Beroroha Atsimo-Andrefana 7 320,22 45 709 6,2
45 Besalampy Melaky 11 951,49 71 195 6,0
46 Betafo Vakinankaratra 4 155,03 254 736 61,3
47 Betioky-Atsimo Atsimo-Andrefana 7 690,61 205 332 26,7
48 Betroka Anosy 13 672,48 190 836 14,0
49 Boriziny Sofia 7 088,30 189 097 26,7
50 Fandriana Amoron'i Mania 2 274,51 201 611 88,6
51 Farafangana Atsimo-Atsinanana 2 824,05 341 843 121,0
52 Faratsiho Vakinankaratra 1 856,87 193 301 104,1
53 Fenoarivobe Bongolava 7 553,98 130 443 17,3
54 Fenoarivo Atsinanana Analanjirofo 2 992,86 308 395 103,0
55 Fianarantsoa Matsiatra Ambony 86,05 190,318 2 211,7
56 Iakora Ihorombe 4 556,49 50 409 11,1
57 Ifanadiana Vatovavy-Fitovinany 3 970,73 154 272 38,9
58 Ihosy Ihorombe 17 191,45 203 373 11,8
59 Ikalamavony Matsiatra Ambony 9 796,82 89 374 9,1
60 Ikongo Vatovavy-Fitovinany 3 154,42 186 055 59,0
61 Isandra Matsiatra Ambony 1 342,89 129 461 96,4
62 Ivohibe Ihorombe 4 315,09 58 525 13,6
63 Kandreho Betsiboka 6 101,87 20 690 3,4
64 Lalangina Matsiatra Ambony 1 051,31 169 568 161,3
65 Maevatanana Betsiboka 10 749,93 151 001 14,0
66 Mahabo Menabe 13 716,13 141 538 10,3
67 Mahajanga I Boeny 51,05 220 629 4 321,8
68 Mahajanga II Boeny 4 687,22 77 524 16,5
69 Mahanoro Atsinanana 3 763,09 238 467 63,4
70 Maintirano Melaky 9 888,01 106 604 10,8
71 Mampikony Sofia 4 572,27 133 765 29,3
72 Manakara Vatovavy-Fitovinany 3 162,57 365 427 115,5
73 Mananara Avaratra Analanjirofo 4 486,59 169 942 37,9
74 Manandriana Amoron'i Mania 981,98 95 594 97,3
75 Mananjary Vatovavy-Fitovinany 5 467,09 316 930 58,0
76 Mandoto Vakinankaratra 4 846,01 146 330 30,2
77 Mandritsara Sofia 10 297,26 253 985 24,7
78 Manja Menabe 9 072,62 75 175 8,3
79 Manjakandriana Analamanga 1 798,82 204 153 113,5
80 Maroantsetra Analanjirofo 6 964,52 22 973 31,7
81 Marolambo Atsinanana 3 580,68 149 556 41,8
82 Marovoay Boeny 5 611,56 182 742 32,6
83 Miandrivazo Menabe 12 329,89 130 790 10,6
84 Miarinarivo Itasy 2 579,39 240 687 93,3
85 Midongy Atsimo Atsimo-Atsinanana 2 546,86 45 817 18,0
86 Mitsinjo Boeny 4 664,40 59 578 12,8
87 Morafenobe Melaky 7 414,22 24 035 3,2
88 Moramanga Alaotra-Mangoro 7 149,48 275 146 38,5
89 Morombe Atsimo-Andrefana 7 783,86 117 175 15,1
90 Morondava Menabe 5 690,69 120 473 21,2
91 Nosy Be Région Diana 320,02 73 010 228,1
92 Nosy Boraha Analanjirofo 185,22 26 547 143,3
93 Nosy Varika Vatovavy-Fitovinany 3 828,08 241 438 63,1
94 Sakaraha Atsimo-Andrefana 8 578,10 113 080 13,2
95 Sambava Sava 4 681,76 304 366 65,0
96 Soalala Boeny 7 725,38 47 997 6,2
97 Soanierana Ivongo Analanjirofo 4 365,01 136 054 31,2
98 Soavinandriana Itasy 1 869,86 187 217 100,1
99 Taolagnaro Anosy 5 950,37 271 878 45,7
100 Toamasina I Atsinanana 30,91 274 667 8,886,1
101 Toamasina II Atsinanana 5 011,89 231 367 46,2
102 Toliara I Atsimo-Andrefana 32,12 156 710 4 878,9
103 Toliara II Atsimo-Andrefana 9 617,76 264 301 27,5
104 Tsaratanana Betsiboka 12 138,71 121 831 10,0
105 Tsihombe Androy 2 528,71 110 147 43,6
106 Tsiroanomandidy Bongolava 10 558,50 326 925 31,0
107 Vangaindrano Atsimo-Atsinanana 4 816,70 329 596 68,4
108 Vatomandry Atsinanana 2 281,26 139 906 61,3
109 Vavatenina Analanjirofo 2 670,79 173 222 64,9
110 Vohemarina Sava 8 268,55 255 080 30,8
111 Vohibinany Atsinanana 6 056,85 188 052 31,0
112 Vohibato Matsiatra Ambony 1 828,93 196 343 107,4
113 Distrikan'i Vohipeno Vatovavy-Fitovinany 1 150,76 152 337 132,4
114 Vondrozo Atsimo-Atsinanana 3 199,72 127 990 40,0

Jereo koa

Rohy ivelany

Loharano sy fanamarihana

Distrika Eto Madagasikara 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Fanapariaham-pahefanaFaritra eto MadagasikaraFitsinjaram-pahefanaKaominina eto MadagasikaraMadagasikaraVondrom-paritra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

EkôsySochiLisitry ny zavatra madinidinika 3001-4000OlombelonaAndrianaMareuil-sur-AyCourbevoieNikola TeslaMeksika530WikipediaTestamenta TalohaTantaran' ny kristianismaWordPressTobilehibeSoratra MasinaTeôlôjian' ny hazo fijalianaFatidraEskatôlôjia silamoMuhammad al-BukhariViratyFranklin Delano RooseveltSunan Abu DawudBokin' ny GenesisyJuan Gutiérrez MorenoFizaran-taonaBelo HorizonteMalakiaSahih MuslimTanakhLevy (zanak' i Jakôba)11 Febroary283Raúl AlbiolFamantarana ny fiavian' ny andron' ny fitsarana1941Tantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôNôrvezySouclinAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaFiteny arabo2006TongstenaAmbatomenaCocoa Beach, FloridaAndriantomponimerinaFiarahamoninaLisitry ny gazety ao MadagasikaraFandraisanaEmperora Meiji13 OktobraNefilimaAlahamadyPôlitika eto MadagasikaraJack LondonFiteny tamilySipra AvaratraRirininaSeranam-piaramanidin'i London HeathrowSamuel RatanyAchunHuai'anRalamboAC/DCZon' olombelonaPedro II an'i BrazilaSolosainaLake Wynonah, PennsylvaniaFiangonana Loterana MalagasyFiteny anglisy🡆 More