Texas

Ny Texas dia firenena eo antsimon'i Etazonia, izy io dia ilay firenena ngeza indrindra eo arinan'i Alaska (696.241 km²) ary izy no firenena faha roa amin'ny isam-ponina (23,9 trapitrisa).

Texas
Texas

80% ny olona miaina any Texas miaina anaty tanàna, ny antsasan'io no miaina any Houston, San Antonio, Dallas, na Fort Worth.

Ngeza non'i Frantsa na Madagasikara ny fivelaran'i Texas, ary manana endiky ny faritra maro dia maro izy : misy ny zetra arỳ antsinanana, ary misy ny tany hay arỳ andrefana.

Zanatany espaniola ny texas talohan'ny 1845, teo arinan'io izy voa nihiditra ao anatin'ny Etazonia.

Tany ho an'ny fanandevozana, niaraka tamin'ny Confédérés ny Texas tamin'ny Ady ho an'ny fisaràhana (1861-1865).

Jereo koa

Lahatsoratra ilaina

  • Tantaran'i Texas
  • Jeografian'i Texas
  • Meksika
  • Ady ho an'ny fisaràhana
  • Sun Belt

Rohy ivelany

Tags:

AlaskaEtazonia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

RasendrasoaAnais, Charente-MaritimeAl GoreFaritra DianaAldo ViscontiTorkiaAterinetoVazimbaFaritra Atsimo-AndrefanaKabaryBruyèresMpiambina (anjely)Sigfrid EdströmEpistily ho an' ny HebreoRanomasina MediteraneaToursAdy Lehibe FaharoaApôkalipsin' i JoanyMpisolo manondroNahoma1866Fiteny latinaOscar García JunyentGnôstisismaIndiaBiôgrafiaAntankaranaLeioaPapaMpampiankina fehezankevitraAzia AtsimoMaqbool Fida HusainBerry-au-BacArkady OstashevWikibolana20 AprilyAntefasyFahaleovantenaJobilyOhabolanaRepoblika Demokratika MalagasyAprilyKalandrie GregorianaTovona (fitsipiteny)Filazantsara miafin' i MarkaAlan ArkinJiosyAntandroyJoseph MonierKainaMadagasikaraOram-panalaMitchell te VredeMartioraSaint-ImogesBetsileoBokin' ny FitomanianaMahavavy AvaratraNGC 5829Aljoša AsanovićSalamo faha-152 hatramin' ny faha-155Fiteny finoàVerrey-sous-DréeFilôzôfia29 AprilyRodomeAngatra (aretina)Adaoro🡆 More