Tafika An-Tanety

Ny tafika an-tanety, na tafika, dia iray amin'ny antokom-piarovana mitam-piadiana ao amin'ny firenena iray, izay miady an-tanety indrindraindrindra.

Ny olona any amin'ny tafika dia antsoina hoe miaramila. Ny tafika an-tanety fia mety hotaterina amin'ny fiaramanidina, na an-tsambo, mba haterina eny amin'ny tany maina na mba hahafahany miampita sakana tsy azon'ny fiarakodia aleha (tendrombohitra avo loatra, renirano na hantsana be velarana loatra, sns). Maro ankehitriny ny tafika manana fiara (ka ny sasany amin'izany dia fiara mifono vy) sy fiaramanidina ary ny angidimby mba hanampiana ny miaramila hiady amin'ny tany.

Tafika An-Tanety
Miaramila afrikana tatsimo tamin'ny taona 2013.

Jereo koa

Tags:

Miaramila

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanjakan' AndriamanitraJapànaSeha-pihariana voalohanyEmpira ÔtômànaDanubeFanekem-pinoana nikeanaBaiboly1970Atena1559FebroaryJoseph LecornuAndriamangarira12 JanoaryEjiptaKeanu Reeves1949Repoblikan' i KôngôBokyBZava-mahadomelinaPôlitika eto Madagasikara7DMari-panaRoipitikaDanemarkaForyZavakantoOhioKambana (fanandroana)Filazantsara araka an' i Matio19Dinan' i VarsoviaAurora, ColoradoFitenim-paritra malagasyPosangesFacebookDistrika eto MadagasikaraRanomasin'i ArabiaKyivPaskaJoliet, IllinoisTerakaIsraely121982Makoa (malagasy)PGujaratKrimeaRômaBazaugesSikkimEpistilin' i PaolyDrôme19191893Fiteny tiorka37SantiagoLos AngelesBaraLoharanoKannapolis, North CarolinaTestamenta TalohaBaolina kitra63Kolontsaina malagasyFiarakaretsaka19761981FajiryKatara3🡆 More