Baolina Kitra

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Baolina Kitra  

Ny Baolina kitra dia fanatanjahantena mampitohitra ekipa roa misy mpilalao 11 isany avy ao anaty kianka. Ny tanjon'ny ekipa iray dia mametraka baolina boribory ao anatin'ny zava-kendrehina any amin'ny sahan'ny ekipa iray, tsy mampiasa tanana, ary matetika kokoa nohon'ny ekipa iray hafa.

Baolina Kitra
Ny mpilalao baolina kitra hamono baolina
Baolina Kitra
Amin'ny baolina kitra, ny tanjon'ny mpankafy dia ny famporisihana ny ekipany mandritra ny lalao.

Ny baolina kitra dia voakaodin'ny britanika tamin'ny faran'ny taonjato faha 19, nanangana federasiôna iraisam-pirenena izy, ny FIFA tamin'ny 1904. Tamin'ny 2006, olona 264 tapitrisa eo ho eo ny isan'ny mpilalao baolina kitra manerana ny tany, ary izy no fanatanjahantena voalohany ao amin'ny ankabeazan'ny firenena. Ny kaontinanta sasany, toy ny Afrika, ny Amerika Atsimo na ny Eoropa, dia voazakazakan'ny baolina kitra. Ny hamoran'ny fitsipi-pilalaovana sy ny havitsy ny fitaovana ilaina mba hilalao azy, dia manazava kely io fahombiazany io.

Baolina Kitra
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Siméon Rajaona50 CentAbbas JamalipourNobiaFaritra BetsibokaListe des indicatifs téléphoniques internationaux par pays500CulètreTetiandro800NôrvezyFiavian' i Kristy fanindroanyKings Beach, KaliforniaAntoko pôlitika malagasyIndiaRavalomanana MarcBob MathiasKanônan' ny BaibolyFiangonana ôrtôdôksa tatsinananaJerosalemaLavarsAdy Lehibe VoalohanySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaValéry Giscard d'EstaingBrain-sur-l'AuthionGoaikaBatisaHypertext Markup LanguageKabary tera-baoFiainan-tsi-hita (kristianisma)Fitsarana faranyTetiandro litorjika kristianaItaliaAdijadyFiteny araboCincinnatiCourrièresGrigori RaspoutineBanky Foibe EoropeanaVavaka dimy fanao isan' andro (silamo)Ranomasimbe IndianaKristianisma eto MadagasikaraMelaneziaTanakhFokom-pirenen' i IsraelyAmbohimasinaFilipinaLovantsofinaRamsay MacDonaldAdimizanaSeiselyBodo (mpihira)1600Empira Neô-AsirianaBaibolyJesoa araka ny kristianismaManalalondoLisitry ny filohan' i MadagasikaraISO 3166-1Katesizin' ny Fiangonana KatôlikaGovernemanta Malagasy1917Tetezana(102587) 1999 UA50ShenzhenChongqingHira (maky)Saktisma1975Montigny-sur-AubeAbdelkader LaïfaouiHasina1971Tohu wa-Bohu🡆 More