Fanandroana Kambana

Ny Kambana na Adizaoza dia no vintana fahatelo ao amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka.

Ny Ombilahy no eo alohany ary ny Foza no manaraka azy.

Fanandroana Kambana
Ny evan'ny Kambana
Fanandroana Kambana
Antokon-kintan'ny Kambana

Ny antokon-kintana Kambana sy ny zôdiaka

Fanandroana Kambana 

Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin'ny fari-danitry ny antokon-kintan' ny Kambana dia miantomboka amin' ny 21 Jona hatramin' ny 20 Jolay. Ny fari-potoan' ny Kambana araka ny zôdiakan-kintana kosa dia eo hatramin' ny 16 Jona hatramin' ny 15 Jolay. Ny Kambana ao amin' ny zôdiakam-panandroana mahazatra (zôdiaka mikisaka; frantsay: zodiaque tropical) dia avy eo amin' ny 21 Mey ka miafara amin' ny 21 Jona.

Fanandroana Kambana 
Sary maneho ny Kambana
Ombilahy Kambana Foza
Antokon-kintana 13 Mey - 21 Jona 21 Jona - 20 Jolay 20 Jolay - 10 Aogositra
Zodiakan-kintana 16 Mey - 15 Jona 16 Jona - 15 Jolay 16 Jolay - 15 Aogositra
Zodiaka mikisaka 21 Avrily - 20 Mey 21 Mey - 21 Jona 22 Jona - 22 Jolay

Jereo koa

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Tags:

Foza (fanandroana)Ombilahy (fanandroana)Zodiaka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ParisyNina HartleyFiainana mandrakizayAntefasyFianarana ny fanatontoloanaFinday7 AprilyKabary famangianaDistrikan'Antananarivo-AtsimondranoKinshasa1 MartsaAsombolaDiôsezin' AmbatondrazakaSolosainaFiarahamoninaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraBealananaKrizy ara-pôlitika teto Madagasikara tamin' ny 2009Epistily voalohany ho an' ny KôrintianaEfrema SirianaFehezanteny13 NovambraWikipediaZanak' i IsraelyAdy MangatsiakaSeychellesFiteny hebreoAnaranaEpistily ho an' ny GalatianaDiôsezin' i MoramangaAbdellatif FellainiMôsikaoKaratraBiôgrafiaBokin' ny GenesisyZavakantoJesoaNofyTetiandro malagasyFitiavanaFisoronana sy fanalana vintanaSiansa1624Kolontsaina malagasySihanakaHypertext Markup LanguageFilazam-potoana ankehitrinyZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaZanahary (finoan-drazana malagasy)Filazantsara araka an' i JoanyRadama VoalohanyAmbatondrazaka AmbanivohitraOsama Bin LadenWiki CommonsMichel SimaBaiboly amin' ny teny malagasyArkanjelyMikhail GorbachevRazana (finoana malagasy)TsimihetyRajoelina Andry23 DesambraKristianismaZakaiosyMosesyTantaran' ny Fanjakan' i PalestinaKabaryBaskin-RobbinsKafe (fisotro)Volahavana GermaineDiôsezin' i Fenoarivo-Atsinanana🡆 More