Miaramila

Ny miaramila dia olona ao amin'ny tafika ara-dalàna, izany hoe andrim-piarovana ny firenena sady fanjakana iray.

Ny teny hoe mpikaraman'ady dia ampiasaina hilazana ireo mpiady "tsy ara-dalàna" izay tsy manana sata manokana amin'ny fotoana mampisy ady mitam-piadiana na amin'ny fampandrian-tany. Ny tafika miaramila dia ahitana olona nanao fifanarahana amin'ny fanjakana an-tsitrapo mba hanatevin-daharana ny tafika amin'ny fotoana voafetra sy/na olona miasa matihanina ao amin'ny tafika (manamboninahitra, sns), na/sy olona nantsoin'ny fanjakana hanefa adidy amin'ny firenena, izay atao amin'ny atao hoe fitsarana miaramila (afaka miakatra mari-bininahitra izy ireo raha mahafeno fepetra sasany), sy/na olona nantsoin'ny fanjakana handray anjara amin'ny fiarovana ny firenena amin'ny fotoana misy korontana sy ady.

Tags:

Tafika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Mark van BommelTaboryZanatenyÅge HareideMartin Luther KingDoalisma (finoana)Bokin' ny olon-kendryManuel GuimarãesArthur RudolphDidy FoloAndrianaJacques de MorganNikolaï Ivanovitch LobatchevskiLoyall, KentuckyÔfitaZavakantoReneilwe LetsholonyaneBaiboly amin' ny teny malagasy(3089) OujianquanHipôlito avy any RômaMpampiankinaEpistily faharoa ho an' ny TesalônianaAnganoTsao ChiehArthur HenfreySonàBeautotAndriamanitra (tokana)10 Desambra640Charles Franklin KetteringWikipediaAlakaosyBoky faharoan' ny TantaraWalley BarnesArkôna (gnôstisisma)Repoblika Demôkratika MalagasyAljeriaEpistilyEjiptaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)ISO 3166-1Nevada City, KaliforniaJanoaryBerry-au-BacAndriamasinavalona31 AogositraTantaraFilazantsara miafin' i MarkaFifohazana (kristianisma malagasy)LimaMerinaSaint-Martin-en-Campagne4 Jona22 AprilyLee David ZlotoffAntandroyEpistily ho an' ny KôlôsianaMpisolo manondroMaurice LévyJessica JulinJequitibáFanavakavaham-bolon-koditraFred WackerJoseph MonierAngôvon'ny masoandroCoahuilaLiokaTsovasa (vahoaka)KatsakaFilazantsaraSaint-Didier-de-BizonnesAnjara (finoana)FanabeazanaBoky deoterokanonika🡆 More