Facebook

Facebook dia sampan-draharaha tambajotra ara-tsosialy noforonina ny volana Febroary 2004, izay karakarain'ny orinasa Facebook Inc.

Tamin'ny volana Septambra 2012, nihoatra ny iray miliara ny isan'ny mpampiasa an'i Facebook, ary mahery ny antsasak'izy ireo no manao Facebook amin'ny finday. Tamin'ny volana Oktobra 2012 ny tranonkala facebook izay manana ny adiresy www.facebook.com dia tranonkala faharoa voavangy indrindra eo amin'ny Aterineto aorian'i Google.

Tsy maintsy misoratra ny mpikambana vao afaka mampiasa ilay tranonkala, ary rehefa vita izany dia afaka mamorona ny takelany, mifandray amin'ny mpikambana hafa izay nampiany ho namana ary mifanakalo hafatra. Miampy amin'izany koa ny fahafahana miditra anaty vondrom-pikambana ary manasokajy ny namany anaty lisitra manokana ("namana akaiky", "mpiara-miasa"...).tsy

Tantara

I Mark Zuckerberg no namorona an'i Facebook tamin'izy mbola mpianatra tao amin'ny oniversiten'i Harvard tamin'ny 2004. Talohan'io Facebook io, izy dia nanokatra an'i Facemash izay nosokafany ny 28 Oktobra 2003.

Rohy ivelany

Tsiahy

ny Facebook dia ahafahana mifandray aman'olona sy mandefa dokambarotra kanefa izy dia misy voka-dratsiny ho an'ny ankizy mbola mianatra

Tags:

20042012AterinetoFebroaryFindayOktobraSeptambraTambajotra ara-tsosialyTranonkala

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

(10651) van LinschotenPontio PilatoLavarsVolana (fotoana)AziaJohn T. ThompsonVoankazo voararaManalalondoEjiptaTiorka (vahoaka)PinyinPanjinDemôkrasiaFiombonan' ny Fiangonana Protestanta eto MadagasikaraFiteny anglisyVorombolaMelaneziaEoin HandMichael JacksonAdy an-tranoVezo1900Fiangonana Protestanta Vaovao eto Madagasikara2004Dmitri KombarovAndriamasinavalonaKameronaToetanin-jana-pehin-tanyAntsirabeApôstôly roa ambin' ny foloAndilan-dranomasinaAmbassa2009TovaloHarena an-kibon' ny tanyAngleteraTanalaRepoblika Demôkratikan' i Kôngô'''Thierry Chartroux'''Mpitsara ao amin' ny BaibolyBlendecquesZanak' AndriamanitraRené CouzinetAlahasatyAmbatolaonaIndôneziaVictor SkoumineVoalobokaFilazantsara araka an' i MarkaTegucigalpaTsimihetySamuel RatanyKristianisma eto Madagasikara1997Epistily ho an' ny EfesianaLongueville, Pas-de-CalaisAbbas JamalipourTetezanaSakamalaoDōgenIndiaTsiranana PhilibertQuébecRamanantsoa GabrielMayotteSouth El Monte, KaliforniaTanandava (Beroroha)Adolf HitlerKailua, Honolulu County, HawaiiRainay any an-danitraGissey-sur-OucheEmpira BizantinaMozikaFatrana🡆 More