Zafiraminia

Ny Zafiraminia na Zafindraminia dia vahoaka silamo nonina teto Madagasikara.

Niseho teto amin' ny Nosy izy ireo, fara fahakeliny, zato taona talohan' ny Antemoro izay fantatra kokoa; matetika tsy miavaka ny fomban' ireo vahoaka roa tonta ireo. Araka ny lovantsofina dia taranak' i Raminia izy ireo.

Ny mpitarika ny Zafiraminia maro dia nilaza fa taranaky ny fianakaviana nifindra avy tany Maka (na Lameka) any Arabia Saodita ankehitriny ka hatrany Mangalore ary avy eo nankaty Madagasikara. Na izany aza, ny manam-pahaizana sasany dia mino fa ny niaviany dia mety ho tany Somatra na tany amin' ny vahoaka bogy any Bôrneô. Ny lovantsofina nentim-paharazana hafa koa dia manohana ny fiaviana avy any Somatra, satria ny hoe Ramini dia toa anaran' i Somatra tamin' ny Andro Antenatenany. Heverina fa tamin' ny taonjato faha-13 ny Zafiraminia no tonga voalohany teto Madagasikara .

Azo anovozan-kevitra

  • Randrianja, Solofo; Ellis, Stephen (2009). Madagascar: A Short History. University of Chicago Press. ISBN 978-0226704203.
  • Bruder, Edith (5 June 2008). The Black Jews of Africa: History, Religion, Identity. New York City: OUP USA. ISBN 9780195333565

Loharano sy fanamarihana

Tags:

AntemoroLovantsofinaMadagasikaraRaminia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

NikodaEpifaniaPontianak7481974KristianismaApôlinarismaJean-Joseph RabeariveloBirikyKalsiômaSakalavaTestamenta TalohaIstanbul1826FaraoFanekem-pinoana nikeanaAndriamasinavalonaFandraisanaLimaJohann Wolfgang von GoetheKor'anyFiteny katalànaFANJAKAN’ I MADAGASIKARAFivavahana amin'ny razanaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Angatra (aretina)Ralaimongo JeanAzerbaijànaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Harin-karena faobeFilazantsara sinôptikaSodàna800Tononkira FanaperanaRivodozaKônfesy6 AogositraVolahavana GermaineFisaraham-pahefanaPersiaAmbiroaSabelioFanandevozanaTesalônikaMats HummelsMahabad, Isfahan1744Teôlôjia dôgmatikaFiainana aorian' ny fahafatesanaTrombaAngleteraSlôvakiaAveloDanemarkaFanonganam-panjakanaMatoantenyMpampiankin-tenyIndia612Lisitry ny firenenaNosin'ny PaskaIsaAnjara (finoana)AurangzebFamoronana (finoana sy fedrà)1190Havatsa-UPEMZanahary (finoan-drazana malagasy)Silamo16 Jolay1953Filazantsara araka an' i MarkaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Fitsipi-pitenenanaAsorotanyHindoisma eto MadagasikaraPelikana🡆 More