Vondro-Nosy Indôneziana

Ny Tamba-nosin' i Indônezia na Vondro-nosin' i Indônezia, izay fantatra ihany koa amin' ny hoe Nosantara (Nusantara), dia manondro na ireo nosy mandrafitra ny firenena indôneziana na ireo vondrona ara-jeôgrafia misy ny nosy rehetra ao aminy.

I Indônezia no fanjakana foronim-bndro-nosy lehibe indrindra eran-tany, manomboka any Somatra any Azia ka hatrany amin' ny faritra andrefana amin' i Ginea Vaovao any Ôseania. Amin' ny teny indôneziana dia atao hoe Kepulauan Indonesia io vondro-nosy io. I Indônezia dia misy nosy 17 000 any ho any ka ny 922 amin' ireo dia misy mponina maharitra.

Vondro-Nosy Indôneziana
Ny Vondro-nosin' i Indônezia

Ny nosy lehibe

  • Iereo nosy Sonda (indôneziana: Kepulauan Sunda)
    • Nosy Sonda Lehibe (indôneziana: Kepulauan Sunda Besar)
    • Nosy Sonda Kely (indôneziana: Kepulauan Nusa Tenggara)
  • Ireo nosy Maluku (Môloka)
  • Ginea Vaovao: mizara eo amin' i Indônezia (ao amin' ny faritanin' i Papua Pegunungan, i Papua, Papua Selatan, i Papua Barat Daya, i Papua Tengah ary i Papua Barat) sy i Papoazia-Ginea-Vaovao (firenena mahaleo tena).

Jereo koa

Tags:

AziaFiteny indônezianaGinea VaovaoIndôneziaSomatraÔseania

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Akira KurosawaGeorge Frideric HandelFiangonana Loterana MalagasyLilleTarikh al-TabariJônà (mpaminany)AmbositraMagiara (vahoaka)MosesyDavid FusterRetsilaSina (lohateny mitovy anarana)Camillo BensoAnganoWikipediaAllemant, MarneKabary famangianaDavid PizarroLouis-Claude VincentGore VidalMozilla FirefoxVerton1964Tendro satrokaBogotáWash WestMokubiloAndro AntenatenanyAndro fankalazana ao amin' ny jodaismaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraKor'anySorona masinaJohn AdamsVintana (finoan-drazana malagasy)Wiki CommonsWilliam KamkwambaAbdellatif FellainiGregor MendelHaranita-tsaina voatrolombelonaMouthoumetLouisianaBaianópolisAziaFiteny indônezianaBezanozanoJona (volana)VaryZoma masinaAl-TabariLionel MessiPiHenry IV, Emperora Romana MasinaFiteny atabaskanaMa Ying-jeouBanky Iraisam-PirenenaKublai KhanTantaraCharles XIV John an'i SoedaDušan BastaSiansaAfrikaClarksville, TennesseeTanalaAmerika AvaratraKalamaraMadonnaFidel CastroJoshua Schachter🡆 More