Volana Jona

Ny volana Jona na Jiona dia volana fahenina ao amin' ny tetiandro gregôriana sy joliana.

Tamin' ny Andro Taloha dia volana fahefatra tao amin' ny tetiandro rômana io volana io.

Volana Jona
Sarivongan' ny andriamanibavy Jonô.

Ny anarany dia avy amin' ny teny latina hoe Junius, nomena, araka ny filazan' i Ôvidio, ho fanomezam-boninahitra ny andriamanibavy rômana Jonô (Juno). Misy koa famotora-teny iray hafa azo atao dia ny hoe Junius (mensis), ny volan' i Lokio Jonio Broto (Lucius Junius Brutus), ilay mpanorina ny Repoblika Rômana.

Ny volana Jona dia volana voalohany amin' ny fahavaratra any amin' ny ila-bolantany avaratra fa volana voalohany amin' ny ririnina any amin' ny ila-bolantany atsimo (ny sôlstisy dia mitranga amin' ny 19, 20, 21 na 22 Jona).

Ireo zavatra nitranga tamin' ny Jona

Teraka

Maty

Jereo koa

Tags:

Volana Jona Ireo zavatra nitranga tamin ny JonaVolana Jona Jereo koaVolana JonaAndro TalohaTetiandro gregôrianaTetiandro joliana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

VolamakaBaiboly katôlikaJean-Joseph RabeariveloMenalambaVintana (finoan-drazana malagasy)Prôtestantisma eto MadagasikaraVondrom-bokin' i Nag HammadiMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyM.I.A.HAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaKamerona03 janvier 2016Repoblika Demokratika MalagasyFizaràn-taonaMôlekiolaFihavanana1912Fiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraIndiaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAbidy malagasySorabeFady (malagasy)FatranaBayer 04 LeverkusenRafitra fitantanana votoatinyFanambadianaRadama VoalohanyTom KilburnFitsarana faranyBiôgrafia1997Andriamanitra (ankapobeny)ForbesEndrika araka anjara asaBokin' i IsaiaTobilehibeSiliaAntsirabeAsan' ny ApôstôlyForyFiteny tatara krimeanaAbidyKolontsaina malagasyTsy feteza-matyPaska jiosyFilazantsara araka an' i MarkaEpikan' i GilgamesaVaryShanghaiThe Coca-Cola CompanyEvanjelin' ny Roa ambin' ny foloMorondavaFisoronana sy fanalana vintanaZhuge LiangSilamo eto MadagasikaraRah-CkikyJosip SkoblarGeorges AndriamanantenaSôlômônaAlakaosyFiteny jeôrjianaTsinyMpampiankin-tenyAntankaranaAostraliaRoberto VaccaAngatra (aretina)Abdellatif FellainiEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaBaibolyRakotozandry DanielOurense🡆 More