Fiteny Malaîka

Ny fiteny malaîka dia vondrom-piteny ao amin' ny sampam-piteny malaiô-pôlineziana ao amin' ny fianakaviam-piteny aostrôneziana.

Miisa 53 ireo fiteny ireo ary nantsoina amin' io anarana io, izay avy amin' ny anaran' ny fiteny maley na malay izay zana-bondrona lehibe indrindra ao. Ny toetra somary ntaolontaolo ananan' ireo fiteny ibanika sy kendaiana dia nahatonga ny mpahay teny neerlandey A. Adelaar hihevitra fa ny tany nipoirana sy nitomboan' ny fiteny malaîka dia ao Bôrneô. Iarahan' ny mpahay teny sy ny manam-pahaizana manokana amin' ny tontolo aostrôneziana manaiky izany tsangan-kevitra izany.

Fiteny Malaîka
Faritra itenanana ireo fiteny malaîka

Fansokajiana ny fiteny ao amin' ilay vondrona

Fiteny ibanika

  • Fiteny balao (Malezia, Sarawak);
  • Fiteny ibàna (Malesia, Sarawak);
  • Fiteny moalanga (Indônezia, Kalimantàna);
  • Fiteny remona (Malezia, Sarawak);
  • Fiteny seberoanga (Indônezia, Kalimantàna);
  • Fiteny seboiao (Malezia, Sarawak)

Fiteny kendaiana

  • Fiteny keninjala (Indônezia, Kalimantàna);
  • Fiteny kendaiana (Indônezia, Kalimantàna),

Fiteny malay

Ny vondrom-piteny maley dia ahitana fiteny miisa 45, tenenina ao Somatra, saikanosin' i Malacca, ary any Bôrneô.

Jereo koa

Tags:

Fiteny Malaîka Fansokajiana ny fiteny ao amin ilay vondronaFiteny Malaîka Jereo koaFiteny MalaîkaAostrôneziaBôrneôFiteny aostrônezianaFiteny malaiô-pôlinezianaFiteny malayMpahay teny

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

VirigninSoratraSeiselyCantinPalaôMozilla FirefoxAntambaNepaly(102816) 1999 VK179Konrad ZuseRadama IIBerorohaFiteny newariTeam Fortress 2Sampy (malagasy)Banto (vahoaka)Vondrona EorôpeanaLavaka maintyVoankazo voararaKabaryEdenaChâtellenotBokin' i JeoVavaka dimy fanao isan' andro (silamo)Tantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôKnut HartwigOlombelonaFanalana vintanaOigoro (vahoaka)BetsimisarakaWiki FoundationOlik'aratraKazakstànaPrécy-sous-ThilEpistily ho an' ny KôlôsianaJasminaAmbohimasinaAblainzevelle22 AogositraTanakhFady (malagasy)HéninelVorombolaPergamôsyRova ManjakamiadanaMasay (vahoaka)CincinnatiTandavan-tendrombohitra AlpaDōgenPinyinFanjakan' ImerinaAndrianampoinimerinaKanada1992HagaraSekoly Ambony Loterana momba ny TeolojiaAntankarana(102279) 1999 TS57AmbohidrabibyAzazelaFamoranaPrayolsAmbohimangaMiddelburgKanônan' ny BaibolyFatranaFandikan-tenyFiainan-tsi-hitaBailleul-lès-PernesSokajin-tenyFanekem-pinoanaPas-de-CalaisVaryFyodor DostoyevskyMediaWikiPapoa (vahoaka)🡆 More