Joseph Simon Gallieni
I Joseph Simon Gallieni, izay fantatra amin'ny hoe Jeneraly Gallieni, teraka tamin'ny 24 Avrily 1849 tao Saint-Béat ao amin'i Haute-Garonne sy maty tamin'ny 27 Mey 1916 tao Versailles, dia miaramila sady mpandraharam-panjakana mpanjanatany frantsay.
I Joseph Simon Gallieni, izay fantatra amin'ny hoe Jeneraly Gallieni, teraka tamin'ny 24 Avrily 1849 tao Saint-Béat ao amin'i Haute-Garonne sy maty tamin'ny 27 Mey 1916 tao Versailles, dia miaramila sady mpandraharam-panjakana mpanjanatany frantsay. Nandray anjara be tamin'ny fanamafisana ny Empira frantsay izy, indrindra taty Afrika, tamin'ny alalan'ny fomba feno habibiana izay tafapaka tamin'ny fara tampony tamin'ny fandringanana ny Menalamba teto Madagasikara. Vita ny asany nandritra ny Ady Lehibe Voalohany. Nakarina ho amin'ny laharam-boninahitra maresaly izy taorian'ny nahafatesany tamin'ny taona 1921.
Jereo koa:
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Joseph Simon Gallieni, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 3.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wikimedia Foundation, Inc. Wiki (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wikimedia Foundation.