Fiteny Javaney

Ny fiteny javaney dia fiteny any amin' ny nosy Java, any Indônezia.

Fiteny javaney
basa jawa

Isan'ny mpiteny 80 tapitrisa
Faritany Fiteny Javaney Indonezia ary Endrika:Surinam
Sata Tsy manana sata ofisialy
Soratra latina, na abogida javaney

Misy olona 80 tapitrisa, eto an-tany no miteny javaney, ary tenin-dren' ny olona 75 tapitrisa izy any Indônezia. Izy no teny be mpiteny indrindra any Indônezia.

Ny fiteny javaney dia isan' ireo fiteny aostrônezianina, ary mitovy fianakavina amin' ny fiteny malay ny fiteny javaney. Miteny indônezianina ny vahoaka javaney rehefa mivarotra na rehefa miresaka amin' ny Indônezianina tsy mahay miteny javaney.

Any ivelan' i Indônezia, betsaka ny olona miteny javaney, indrindra any Azia manodidin' ny Indônezia: Any Timôro Atsinanana, any Malaizia, any Singapôro ary any Aostralia ; misy koa any Hong Kong sy any Taiwan. Vitsivitsy izy any Sorinama.

Tags:

Indônezia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Vorona1885MadagasikaraIndôneziaSongosongoJodasyVanim-potoana kristianaVolana (fotoana)PisaArjentinaApôkrifan' i JoanyDavida (mpanjaka)AlahamadyRepoblika Demôkratikan' i KôngôZanamalataVarotraSalavantanin' i GazaFirenenaMulbagalTestamenta TalohaAnaranaAzerbaijàna IranianaMosavy (finoana malagasy)Fanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaMerinaKinshasaFaritra Atsimo-AndrefanaFaritra BoenyPistisy SôfiaMpampiana-dalànaVolaNinheiraBokin' i RotaKabary am-panambadiana1993Enzo FerrariFototenyFaritra SofiaSokajin-tenyArkôntikaAbraham TrembleySolosaina(104249) 2000 EQ136AsorotanyPneomatôlôjiaFiteny samôrôJodaismaFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaFamadihanaEtiôpiaRabibyApôkalipsin' i StefanaAkademia MalagasyApôkalipsy faharoan' i JakôbaHaisoratraAnolakaPakistànaMaleziaRosedale, MississippiWashingtonSoratraVavaka dimy fanao isan' andro (silamo)Trimôrfika PrôtenôiaKiboboKanônan' ny BaibolyFiteny afrikansaBibilavaAbdellatif Fellaini🡆 More