Fiteny Sondaney

Ny fiteny sondaney dia fiteny iray ao amin' ny sampana malaiô-pôlinezianan' ireo fiteny aostrôneziana.

Ampiasan' ny mpiteny miisa 40 tapitrisa eo ho eo io fiteny io. Izy no fitenim-paritra (bahasa daerah) misongadina indrindra aorian' ny fiteny javaney any Indônezia. Miteny izany ny mponina any amin' ny tapany lehibe amin' ny faritanin' i Java Andrefana sy ny faritanin' i Banten, any amin' ny ampahatelony andrefan' i Java; ka 15 % amin' ny fitambaran' ny mponina ao Indônezia izy ireo.

Tags:

Fiteny aostrônezianaFiteny javaneyFiteny malaiô-pôlinezianaIndônezia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TodyNew YorkSinaHindoismaFandikan-tenyAleksandria1790MpampiankinaCrespin, NordKanaana (faritra)1926Konrad ZuseAmbodiampana (Mananara Nord)Wikibolana1800ZavamaniryEjiptaZaira2002RajasthanFiteny antesakaOntarioHoudelmont17 DesambraJohn H. TaylorJobily1944Montigny-sur-AubeTrondro1908Testamenta TalohaFidinan' i Kristy any amin' ny fiainan-tsi-hitaLalana (sikidy)Ady Lehibe FaharoaAsorotanyHaisoratraBunceySinemaAmbatolaonaBoky deoterokanonikaVirijiny (fanandroana)500Fifohazana Soatanàna1917Kabary famangianaAljeriaTeam Fortress 2Ousmane Viera DiarrassoubaFiteny frantsay181323 MeyRamanantsoa GabrielHaikoriam-boanaratraVictor SkoumineRanavalona IGaliômaIsmaelaEdward James HarlandTetiandro litorjika kristianaPapoa (vahoaka)Ravalomanana MarcTanandava (Beroroha)Makoa600Antigoa-sy-Barboda1778Soi CheangGeorges Andriamanantena(101318) 1998 SJ151Fanavaozana prôtestantaTetezana🡆 More