Fiteny Limborgiana

Ny fiteny limborgiana dia fiteny ao amin' ny vondrona jermanô-neerlandey, ao amin' ny sampam-piteny jermanika.

Ny fiteny limborgiana dia fiteny jermanika andrefana. Noho izany dia ao amin' ny sampana fransika ambany izay ao amin' ny fiteny alemana ambany toy ny fiteny ny fiteny neerlandey izy io. Na izany aza, dia karazan' ny fiteny fransika ambany izay miavaka tsara amin' ny karazana hafa toy ny fiteny brabantiana sy ny fiteny hôlandey (samy fitenim-paritra neerlandey) izy; ohatra, ny fiteny limborgiana, nandritra ny tantarany, amin' ny ampahany, dia niharan' ny fiovan-drenifeo faharoa, ka noho izany ny ankamaroan' ny fitenim-paritra limborgiana dia mampiasa ny mpisolo tena ich ("izaho") amin' ny mpandray anjara voalohany milaza tokana, ho solon' ny ik.

Tags:

Fiteny hôlandeyFiteny neerlandeyMpisolo tena (fitsipiteny)Sampam-piteny jermanika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AziaKadurFiraisana ara-nofoWiki CommonsVolafotsyFifamoivoizana an-dranomasinaMontaubanFiteny indônezianaTahitiMichael JordanMichiganTafi-Piarovan' i IsraelyAogostino avy any HipônaCarl Gustav JungMananasy (kaominina)Jodasy IskariôtaRobert StephensonPeròFanekena VaovaoMahmoud AbbasKarim BenzemaAndriamasinavalonaFanambadianaBritaina Lehibe1701Vahao ny OlokoTeôlôjia dôgmatikaMarylandDarko LazovićTolom-bahoaka tamin' ny 1947Famoronana (finoana sy fedrà)Granges-sur-AubeHenryk KasperczakFanasan' ny TompoTantaran' i MadagasikaraGdańskAmbositraSatyajit RayEmpira SasanidaArthur KrauseBoky fahatelon' i HenôkaRavoahangy-Andrianavalona JosephNapoléon IFriant, KaliforniaAostraliaHaranita-tsaina voatrolombelonaCurrent eventsJosip SkoblarMokubiloSadio ManéFotoanaWilliam III an'i AngleteraMarko AorelioFairmont, MinnesotaEtazoniaBratislavaMouhammad al-BoukhârîKrakówKublai KhanThomas MoreKalamaraAljeriaAlassane Dialy NdiayeSogny-aux-MoulinsBetsimisarakaMatteo BobbiInstagramHermann LeyAlahasatyKolontsaina malagasyDavid FusterAfrika🡆 More