Fiteny Idisy

Ny fiteny idisy dia fiteny jermanika avy amin'ny fiteny alemaina ambony ahitana voambolana hebreo sy slava, izay nampiasain'ny vahoaka jiosy ao Eoropa Afovoany sy Atsinanana (atao hoe Askenazy) ho fiteny ifaneraserana andavanandro nanomboka tamin'ny Andro Antenantenany.

Atao hoe fiteny jodeo-alemàna koa io fiteny io. Ny roa ampahatelon'ny Jiosy eran-tany no niteny idisy, izany hoe olona miisa 11.000.000 taloha kelin'ny Ady Lehibe Faharoa. Nanomboka tamin'ny fandripahana Jiosy nataon'ny Nazi izay nahafaty ny ankamaroan'ny Jiosy tao Eoropa dia nanjary fitenim-bahoaka vitsy anisa miparitaka sady andalam-panjavonana.

Tags:

Ady Lehibe FaharoaAndro AntenantenanyEoropaEoropa AfovoanyEoropa AtsinananaFiteny alemanaFiteny hebreoFiteny jermanikaFiteny slavaJiosy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fisoronana sy fanalana vintanaPort-au-PrinceRatsiraka DidierÔlimpôsy (Torkia)Murah Andrialalaina FlorlysTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôKabary tera-baoMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraPrôtestantisma eto MadagasikaraZafisoroZhuge LiangFiteny nizerô-kôngôleyOhabolanaAhidamboRadama VoalohanyISO 4217Khadija al-SalamiWikipediaMumbaiKantoMandravasarotraFehezantenyFanambadianaMorondavaMediaWikiRafitra fitantanana votoatinyAntsirananaFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014AmbohimahasoaApôkalipsin' i StefanaRepoblika MalagasyPoaceaeFiteny kantôneyAmbiroaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Štefan ČambalSamuel RatanySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaApôkrifan' ny Testamenta VaovaoAristôtyFitsipi-pitenenanaAntefasySilamo eto MadagasikaraFanonganam-panjakanaMerinaDrônaShikohabadKabary am-panambadianaNatalie PortmanWuhanAndriamandisoarivoFanandroanaArintany mahazatraFiteny antemoroBareinaFady (malagasy)BordeauxSilamo1200Fanekem-pinoana nikeanaSoratra MasinaNPôlitika eto Madagasikara🡆 More