Tamba-Nosy

Ny tamba-nosy na tangoro-nosy dia nosy maromaro mifanakaiky tanteraka ka toa mitambatambatra mihitsy aza.

Karazana tamba-nosy

Ny tamba-nosy dia hita eny anivon-dranomasina; amin'ny ankapobeny, mety nosy kely misy manodidina nosy ngezangeza kokoa ny tamba-nosy. Ohatra, misy nosy 700 izao manodidina an'i Ekôsy. Avy amin'ny volokano (na afotroa) ny ankabeazan'ny tamba-nosy, na hotspot no manao azy, na zone de subduction. Ny tamba-nosy ngeza indrindra fantatsika izao dia i Indonezia, i Japana, i Filipina, i Zelandy Vao ary ny Fanjakana Mitambatra (United Kingdom).

Tags:

Nosy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

NeeoApôstôly roa ambin' ny foloMaduraiFamadihanaFivavahana eto MadagasikaraSaint-Pierre-de-Mons640Aljoša AsanovićFianarana ny fanatontoloanaAnjanandrianaratraAostralia1690Iranianina (vahoaka)WailMenalambaServiès-en-ValAziaVincenzo RosatiWalley BarnesSonyAmbovombe1991BruyèresFanasan' ny TompoBoky deoterôkanônikaSarielaEpistily1934WikibolanaAveloNewfolden, MinnesotaJoseph MonierKilalakySrettha ThavisinVerrey-sous-DréeKanonan'ny BaibolyJôiakimaAl GoreTononkalo20 AprilyChampagne-en-ValromeyAsabotsyFokon' i AseraSailen MannaLalan-jazaFiteny anglisyBetsimisarakaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Isa voasainaBurgoon, OhioNGC 4088Tetiandro malagasyPoopySaint-Jean-sur-RichelieuSakramentan' ny fivalozana sy ny fampihavananaFaritra Diana1218AnolakaRené BonnetKolontsaina ao Gabôna7 JonaWilliam AndersFiangonana zandrinyEsnesȘtefan DobayBaiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraCoahuilaDaniela IraschkoManuel Jiménez JiménezDemôkrasiaBessa1971🡆 More