Salvadôro

I Salvadôro dia firenena madinika ao Amerika Afovoany, manana morontsiraka ao amin' ny Ranomasimbe Pasifika sady ny hany firenena any Amerika Afovoany tsy manana morontsiraka ao amin' ny Ranomasina Karaiba, ao amin' ny Ranomasimbe Atlantika.

I Hôndorasy no ao atsimo-andrefany ary i Goatemala no ao atsimo-atsinanany. Manana velaran-tany mirefy 20 742 km2 sy mponina miisa 6 328 196 ity firenena ity tamin' ny taona 2014. Noho izany dia izy no manana hakitroky ny mponina ambony indrindra eran' i Amerika (eo ho eo amin' ny mponina 320 isaky ny km²). Katôlika ny ankamaroan' ny mponina any Salvadôro. I Es Salvador no renivohiny ary i Santa Ana sy i San Miguel no tanàna lehibe ao.

Salvadôro
Sanan' i Salvadoro
Salvadôro
Ny toerana misy an' i Salvadôra eto amin' izao tontolo izao.
Salvadôro
Sarin-tain' i Salvadôro

Ny vohon-tanin' i Salvadôro dia ahitana lembalemba iva afovoany, zarazarain' ny lohasahan' ony sady iparitahana volkano maro. Ny faritra avo indrindra ao amin' ilay firenena dia any avaratra, ary ny tangoron-tendrombohitr' i Monte Cristo no ahitana ny tampona avo indrindra izay mahatratra 2 418 m. Nisy horohoron-tany mahery vaika namely ilay firenena tamin' ny taona 2001.

Miankina amin' ny vidin' ny kafe ao amin' ny tsena iraisam-pirenena ny toekaren' i Salvadôro: io no isan' ny vokatra fanondranana lehibe indrindra, miaraka amin' ny landihazo sy siramamy.

Nahaleo tena i Salvadôro nanomboka tamin' ny taona 1821

Jereo koa

Firenena ao Amerika: Antigoa sy Barboda - Arjentina - Bahamasy - Barbady - Belizy - Bôlivia - Brezila - Dôminika - Ekoadôra - Etazonia - Goatemala - Goiana - Grenady - Haity - Hôndorasy - Jamaîka - Kanada - Kioba - Kôlômbia - Kôsta Rika - Meksika - Nikaragoa - Orogoay - Panama - Paragoay - Però - Pôrtô Rikô - Repoblika Dôminikana - Salvadôro - Santa Losia - Santa Kity sy Nevisy - Santa-Vinsanta-sy-Grenadina - Silia - Sorinama - Trinite sy Tôbagô -Venezoela

Kôntinenta eto an-tany

Tags:

AmerikaAmerika AfovoanyGoatemalaHôndorasyRanomasimbe AtlantikaRanomasimbe PasifikaRanomasina Karaiba

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanahy MasinaAdaoroLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyBokyPôlitikaPôlitika eto MadagasikaraFiteny alemànaIsraelyAndrianampoinimerinaAurangzebToniziaAdy an-tranoRova ManjakamiadanaTontolo iainanaSimia16 JolayFinlandySlôvakiaRôma TalohaZanahary (finoan-drazana malagasy)Fokon' i DanaGregoriosy avy any NisaAdimizanaMôsikaoBatisaJapànaRanavalona IHasina (zavamaniry)HoditraRJesoaMaoritania10 AprilyTononkira FanaperanaFiraisana ara-nofoFahaleovantenaBenito MussoliniOzbekistànaFandraisanaFanambadianaVolahavana GermaineWikipediaFahitalavitraTMasoandro9 MartsaBootjack, Kalifornia2003AntemoroFatranaSokajin-teny20071431Rôma1970Ry Tanindrazanay malala ôFivavahanaAndron'ny TanyFloridaKôlômbiaAntankaranaFamadihanaDanilo GallinariFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraFidangan' ny vidim-piainanaRanavalona IIPer Brinch HansenPalmdale, Kalifornia1954VolanaKônfesySamuel RatanyPelikana🡆 More