Bahamasy

Ny Bahamasy na Commonwealth of the Bahamas dia firenena ao amin' ny faritra karaiba, anisan' ny nosy Antilia, ao amin' ny Ranomasina Karaiba, any ivelan' i Karaiba no misy azy.

I Bahamasy dia tamba-nosy any atsimo-atsinanan' i Florida ary any avaratr' i Kioba. Ny renivohiny dia i Nassau (ao amin' ny nosin' i New Providence no misy azy). Ny anaran' ny vahoaka ao dia Bahameana na Bahamiana.

Bahamasy
Sainan' i Bahamasy
Bahamasy
Toerana misy an' i Bahamasy
Bahamasy
Sarin-tanin' i Bahamasy

Tangoro-nosy midadasika ny tanin' ity firenena ity, izay ahitana nosy miisa 700 any ho any, ka ny 40 amin' izany ihany no onenan' olona. Tsy dia avo ny vohon-tany any: ny tendro farany avo dia manana haambo 60 m monja.

Ao New Providence, izay nosy lehibe indrindra any, no onenan' ny antsasaky ny mponin' i Bahamasy. Ny fizahàn-tany izay mandroso tokoa no sehatr' asa lohalaharana ao amin' io firenena io. Ny sehatr' asa ara-bola koa dia mitana anjatra toerana lehibe satria anjatony maro ny banky miorina ao amin' ilay firenena.

Zanatany britanika taloha i Bahamasy izay nahazo ny fahaleovan-tenany tamin' ny taona 1973, sady mpikambana ao amin' ny Commonwelth.

Jereo koa

Firenena ao Amerika: Antigoa sy Barboda - Arjentina - Bahamasy - Barbady - Belizy - Bôlivia - Brezila - Dôminika - Ekoadôra - Etazonia - Goatemala - Goiana - Grenady - Haity -Hôndorasy - Jamaîka - Kanada - Kioba - Kôlômbia - Kôsta Rika - Meksika - Nikaragoa - Orogoay - Panama - Paragoay - Però - Pôrtô Rikô - Repoblika Dôminikana - Salvadôro - Santa Losia - Santa Kity sy Nevisy - Santa-Vinsanta-sy-Grenadina - Silia - Sorinama - Trinite sy Tôbagô -Venezoela

Kôntinenta eto an-tany

Tags:

AntiliaFaritra karaibaKiobaRanomasina KaraîbaTamba-nosy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AnjelySinôgramaFiarakodiaBrécy, AisneMayotte29 JanoaryDakota AtsimoPaska jiosyAljeriaFiteny antesakaWayback MachineFaritra SofiaIrànaFiteny sanskrityIndiaTobilehibeRanomasina MaintyRaki-pahalalanaErwin Wurm1866Worcester, MassachusettsEjiptaJesoa araka ny kristianismaFady (malagasy)Alex Rodrigo Dias da CostaFiteny bielôrosianaParakyHaisoratraPakistànaHermann HesseForyHansel et GretelApôkalipsy Gnôstikan' i PeteraFiteny malaiô-pôlinezianaNoyelles-sur-Selle30 St Mary AxeFaritra SavaFahaterahanaMpaminany lehibeJôbaRoger ByrneTetiandro malagasySolosainaFaritany eto MadagasikaraMôralyHiragasyOhabolanaTanyAntananarivoRosiaMosavy (finoana malagasy)VatohandrinaTambintenyBokin' i IsaiaFiteny rosianaWashingtonBahaismaPastona (vahoaka)Repoblika Demôkratikan' i KôngôBernard Renau d'Eliçagaray1885Famoronana (finoana sy fedrà)(104249) 2000 EQ136EndolzansyArthur C. ClarkeZôdiakaRainay any an-danitraFanavakavaham-bolon-koditra1629AhidamboMasikoroNorman BorlaugAdy MangatsiakaWBefandriana-AvaratraFirenena🡆 More