Santa-Vinsanta-Sy-Grenadina

I Santa-Vinsanta-sy-Grenadina dia firenena ao Amerika Afovoany, anisan' ireo Antilia (Antilles) sady manana morontsiraka ao amin' ny Ranomasimbe Atlantika sy ao amin' ny ny Ranomasina Karaiba.

Ny renivohiny dia i Kingstown. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 389 km2 ny velarany ary niisa 101 390 ny mponina ao tamin' ny taona 2020. Ny ankamaroan' ny mponin' i Santa-Vinsanta-sy-Grenadina dia prôtestanta. Ny faritr' ora dia -4. Ny nosy Santa-Vinsanta-sy-Grenadina dia mamorona vondronosy ahitana ny nosy Saint Vincent sy ireo nosy Grenadines. Avy amin' ny volkano ny nosy Saint-Vincent izay vakivakin' ny tandavan-tendrombohitra misy ala avy any avaratra mankany atsimo; ity tandavan-tendrobohitra ity no ahitana ny tampona avo indrindra ao amin' ilay firenena (i Soufrière izay mahatratra 1 234 m, sady volkano mbola velona).

Santa-Vinsanta-Sy-Grenadina
Sainan' i Santa-Vinsanta-sy-Grenadina
Santa-Vinsanta-Sy-Grenadina
Toerana misy an' i Santa-Vinsanta-sy-Grenadina
Santa-Vinsanta-Sy-Grenadina
Sarin-tanin' i Santa-Vinsanta-sy-Grenadina

Ny toekaren' ity firenena ity dia miompana amin' ny fambolena.

Nahaleo tena i Santa-Vinsanta-sy-Grenadina nanomboka tamin' ny taona 1979,  ary mpikambana ao amin' ny Commonwealth izy; ny mpanjakan' i Angletera dia soloan' ny governora tena eo an-toerana, fa raha ny fanao no jerena dia praiminisitra no mampihatra ny fahefana sady tompon' andraikitra eo anatrehan' ny Antenimiera.

Jereo koa

Firenena ao Amerika: Antigoa sy Barboda - Arjentina - Bahamasy - Barbady - Belizy - Bôlivia - Brezila - Dôminika - Ekoadôra - Etazonia - Goatemala - Goiana - Grenady - Haitỳ - Hôndorasy - Jamaîka - Kanada - Kioba - Kôlômbia - Kôsta Rika - Meksika - Nikaragoa - Orogoay - Panama - Paragoay - Però - Pôrtô Rikô - Repoblika Dôminikana - Salvadôro - Santa Losia - Santa-Kity-sy-Nevisy - Santa-Vinsanta-sy-Grenadina - Silia - Sorinama - Trinite-sy-Tôbagô -Venezoela

Kôntinenta eto an-tany

Santa-Vinsanta-Sy-Grenadina 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Amerika AfovoanyAntiliaKingstownRanomasimbe AtlantikaRanomasina KaraîbaTamba-nosyTandavan-tendrombohitra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

BaibolyAnjelyArgonautesPrôtektôrata Frantsain' i MadagasikaraRangitaDidy FoloLalan-jazaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFiteny malagasyRepoblika Fahefatra (Madagasikara)HovaApôkrifan' ny Testamenta Vaovao(28353) ChrisnielsenRah-CkikySakramentan' ny fanambadianaOmbyFahefana mpanatanterakaFiraisana ara-nofoÉmile DurkheimFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014FanandroanaAveloWikiSihanakaApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyArintany mahazatra03 janvier 2016WikipediaTsy feteza-matyMasikoroAntananarivoAmbiroaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaHasinaDokuWikiBoky voalohan' ny MakabeoAljeriaArdeshir IraniToetanin-jana-pehin-tanyApôkalipsy voalohan' i JakôbaZon' olombelonaEorôpaEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaLisitry ny gazety ao MadagasikaraFaritra eto MadagasikaraZafisoroVadin' i MohamadyNtaoloGeorges AndriamanantenaAntemoroAsan' ny ApôstôlyJapànaLahatra (finoana malagasy)Fiteny tamilyBareinaRadama VoalohanyKanada1853AnganoAdimizanaMpampiankin-tenyAbidy araboMpiandry tsaraKristianisma1912FianarantsoaFitsipi-pitenenanaPlotoAndriantompokoindrindraTantaran' ny kristianismaImanoela🡆 More