Ora

Ny ora dia ventim-pandrefesam-potoana lehibebe ihany, izay maharitra 60 minitra (60 mn) na 3 600 segondra (3 600 s).

Misy 24 ora ny ao anatin' ny andro iray. Ankehitriny dia amin' ny misasakalina no misy ny ora 0 na 24 ora, ary amin' ny mitataovovonana no misy ny amin' ny 12 ora.

Ora
Famantaranora mampiasa aloka

Amin' ny teny malagasy dia ampiasaina koa ny teny hoe "adim-pamantaranandro" na "adiny" na mba hilazana ny ora. Ohatra: fiteny ny hoe "adiny iray", "adiny roa" sns (izay azo soloana ny hoe "ora iray", "ora roa", sns); fiteny koa ny hoe "antsasak 'adiny" izay sarotra soloana amin' ny hoe "antsasak' ora".

Jereo koa

Tags:

AndroMinitra (fotoana)Segondra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanandroana helenistikaAdy MangatsiakaTolotra sy tinadySkandinaviaBlacosCat WhitehillToamasinaKabary famangianaKapreôloEntimilazaMangaFenton John Aylmer(117625) 2005 EN1181350Fiteny keltikaNirvana (tarika)Andriandranando (foko)EpistilyFanabeazanaLouis-Antoine Beaunier1578Atsinanana AkaikyFilazantsara kanônikaOuagadougouFiteny eto MadagasikaraVatoAsorotanyNagquFahasalamanaFianakaviana (fomba malagasy)AnkoayFisoronana sy fanalana vintanaChristophe ColombVoronaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Adolf UrbanFaritra DianaPort ElizabethKanaana (faritra)KristianismaApôstôly roa ambin' ny foloBelizyRangitaHerim-poMetalyKaliforniaWenceslas CobergherEtonaBaiboly katôlika amin' ny teny malagasyAilien PoeseFiteny araboTendrombohitra ÔlimpôsyFiteny jermanikaMatematikaTobilehibe ManolotronyMôralyMianmaraNiameyFanjakana MitambatraHasina (fanomezana)Jere UronenTantaran' ny kristianismaMadagasikaraHira (maky)Filaza tsotra (fitsipiteny)Gino MinuccianiErlanger, KentuckyFamadihanaAntankaranaFanandroanaSassevilleUNESCO🡆 More