Afrika

Valim-pikarohana ho an'ny « Afrika » — Wiki Afrika

Misy pejy mitondra anarana « Afrika » eto amin'ity wiki ity

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Vignette pour Afrika
    I Afrika dia kôntinenta iray manana velaranta mirefy 30 221 532 km2 miaraka amin' ny nosy manodidina azy. Ny velaran-taniny dia 20,3 %-n' ny velarana totalin'...
  • Vignette pour Afrika Afovoany
    I Afrika Afovoany dia faritra ao Afrika ahitana ny tapany atsimon' i Sahara sy ny tapany atsinanan' ny Ampinga Afrikana Andrefana ary ny Lohasahan' ny...
  • Vignette pour Afrika Andrefana
    Fizaram-paritra ao Afrika: Afrika Avaratra Afrika Andrefana Afrika Atsimo (faritra) Afrika Atsinanana Afrika Afovoany Faritra hafa: Tandrok' i Afrika Sahara Sahely...
  • Vignette pour Faritra Atsimo ao Afrika
    ao Afrika Afovoany) ary i Zimbaboe. Fizaram-paritra ao Afrika: Afrika Avaratra Afrika Andrefana Faritra Atsimo ao Afrika Afrika Atsinanana Afrika Afovoany...
  • Vignette pour Afrika Atsinanana
    I Afrika Atsinanana dia faritra aty Afrika, mahafaoka firenana afrikana maromaro ao amin' ny tapany atsinanan' i Afrika, matetika manondro ny firenena...
  • Vignette pour Afrika atsimon' i Saharà
    Fizaram-paritra ao Afrika: Afrika Avaratra Afrika Andrefana Afrika Atsimo (faritra) Afrika Atsinanana Afrika Afovoany Faritra hafa: Tandrok' i Afrika Sahara Sahely...
  • Vignette pour Tandrok' i Afrika
    Fizaram-paritra ao Afrika: Afrika Avaratra Afrika Andrefana Afrika Atsimo (faritra) Afrika Atsinanana Afrika Afovoany Faritra hafa: Tandrok' i Afrika Sahara Sahely...
  • Vignette pour Repoblikan' i Afrika Afovoany
    Ny Repoblikan' i Afrika Afovoany dia firenena ao Afrika Afovoany, manana velarana mirefy 623 000 km2 izy, i Bangui no renivohiny. Atao hoe Afrikana Tanivo...
  • Vignette pour Afrika Avaratra
    I Afrika Avaratra dia ny tapany avaratra amin' i Afrika izay mamondrona ny firenena manana morontsiraka amin' ny Ranomasina Mediteranea. Tsy misy famaritana...
  • Vignette pour Afrika Atsimo
    I Afrika Atsimo dia firenena ao amin' ny faritra atsimo amin' i Afrika, manana velarany mirefy 1 219 090 km². Mamaritra azy avy ao avaratra i Namibia,...
  • Vignette pour Fivavahana aty Afrika
    Ny fivavahana aty Afrika dia maro isan-karazany izay efa nisy hatry ny Andro Taloha sady nisy fiantraikany teo amin' ny kolontsaina sy ny filôzôfia. Tafaorina...
  • Vignette pour Fiangonana Ôrtôdôksan' i Aleksandria sy Afrika Manontolo
    sy Afrika Manontolo na Fiangonana Ôrtôdôksa Grikan' i Aleksandria sy Afrika Manontolo na Fiangonana Ôrtôdôksa Tandrefan' i Aleksandria sy Afrika Manontolo...
  • Vignette pour Fiteny aty Afrika
    Ny fiteny aty Afrika dia ireo fiteny tenenin' ny mponin' i Afrika, fiteny tombanana ho 2 000 any ho any, izay tenenin' ny olona miisa 1 000 tapitrisa...
  • Vignette pour Jeôgrafian' i Afrika
    Afrika dia andinihana indrindra ny zava-misy voajanahary sy nataon' olombelona araka ny fiparitahany amin' ny tanin' i Afrika. Ny velaran' i Afrika manontolo...
  • Vignette pour Silamo aty Afrika
    Ny silamo aty Afrika dia niorina voalohany tao amin' ny morontsiraka atsinanan' i Afrika sy tao amin' ny tapany avaratr' ity kôntinenta ity, ary tamin'...
  • Vignette pour Kristianisma aty Afrika
    Ny krisianisma aty Afrika dia tafaorina tamin' ny taonjato voalohan' ny fivavahana kristiana, indrindra tao Afrika Avaratra nofehezin' ny Rômana. Tamin'...
  • Vignette pour Afrika Atsimo-Atsinanana
    I Afrika Atsimo-Atsinanana dia faritra aty Afrika manelanelana an' i Afrika Atsinanana sy Afrika Atsimo, izay ahitana ireto firenena ireto: Bôtsoana, Borondy...
  • Lichtenburg dia tanàna ao amin'ny faritany mizaka tenan'i North-West ao amin'ny Afrika Atsimo. Ny isam-ponina dia 65863 mponina tamin'ny taona 2012. Misy zavatra...
  • Virginia (sokajy Afrika Atsimo)
    tanàna ao amin'ny faritany mizaka tenan'i Orange Free State ao amin'ny Afrika Atsimo. Ny isam-ponina dia 122502 mponina tamin'ny taona 2012. Misy zavatra...
  • Vignette pour Faritry ny Farihy Lehibe (Afrika)
    Afrikan' ny Farihy Lehibe dia faritra ao Afrika mahafaoka firenena efatra manamorona ireo Farihy Lehibe ao Afrika Atsinanana. Ireto ireo firenena ireo: i...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

EtazoniaKolontsaina malagasyAndriamanitra (tokana)TsikafonkafombazahaRaki-pahalalanaFiteny hebreoJapànaForyZavaboaryEorôpaMpamari-toetraAast, Pyrénées-AtlantiquesMassachusettsGoaikaFamoranaMatoantenySiansa ara-tsôsialyZanatsoratraFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoSabata (jiosy)Jean-Joseph RabeariveloHasina (zavamaniry)Fiteny malagasyMpandrindra milinaBlaogyOhabolanaFifohazana SoatanànaÔseaniaVondrona EorôpeanaSakramentaCurrent eventsZambiaw97cs2006Sokajin-tenyHasinaAnjara asa (fitsipiteny)Distrikan'i MaintiranoAmpiposahana (faritra)DagestànaHypertext Markup LanguageJesoaSinaBaraFahaterahanaFitiavanaFivavahan-drazana malagasyHabakabakaLanitra (finoana)Fanjakan' AndriamanitraMeyTantaran'i MadagasikaraTendrySorona masinaWikiSampan-tenyOlombelonaVoronaWilliam III an'i AngleteraMediaWikiIngosetiaOraAmpongaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraMpampiankin-tenyGeorges AndriamanantenaFokom-pirenen' i IsraelyMponina eto MadagasikaraMaleziaFomban-drazanaFahefana mpanatanterakaAlakaraboSolombavambahoaka🡆 More