Afrika Avaratra

I Afrika Avaratra dia ny tapany avaratra amin' i Afrika izay mamondrona ny firenena manana morontsiraka amin' ny Ranomasina Mediteranea.

Tsy misy famaritana azy eken' ny be sy ny maro ny teny hoe "Afrika Avaratra" nefa heverina fa mahafaoka ny moron' ny Ranomasimbe Atlantika avy ao Marôka ka hatrany amin' ny Lakandranon' i Suez sy amin' ny Ranomasina Mena.

Afrika Avaratra
Afrika Avaratra

Indreto ireo firenena hita ao amin' io faritra io: i Ejipta, i Libia, i Tonizia, i Aljeria, i Marôka, i Sahara Andrefana ary i Maoritania. Ny birao fanisam-bahoakan' i Etazonia dia mamaritra an' i Afrika Avaratra ho fitambaran' i Aljeria sy i Libia sy i Ejipta sy i Marôka ary i Tonizia.

Jereo koa

Fizaram-paritra ao Afrika:

Faritra hafa:

Tags:

AfrikaLakandranon' i SuezMarôkaRanomasimbe AtlantikaRanomasina MediteraneaRanomasina Mena

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AlakaosyLouis PasteurMatoatoaVintanaJodaismaBokin' i EzekielaPôlinezia FrantsayRadama VoalohanyLisitry ny firenenaKataraArjentina24 Febroary1970Rôma TalohaBokyMeyLalan-jazaOperaNelson MandelaAzôtaEorôpa AtsimoFanekem-pinoana apôstôlikaFitsipi-pitenenanaHosodokoFandriam-pahalemanaAntankaranaIràna10 AprilySekoly1190EpifaniaFivarotana andevoMôsikaoWiki FoundationFanambadianaKônfesyPenguinRy Tanindrazanay malala ôVolanaFanjanahantanyFahefana Avon' ny TetezamitaSaonjo2007Qasr-e QandMasedônia AvaratraBenito MussoliniSlôvakiaSokajin-tenyUFanahyAdaoroKodiarana1603Famadihana1237Tantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôZaira410Tetiandro gregôriana1960Filazantsara araka an' i MarkaToliaraLalànaAfrika AfovoanyBatismaTebay (Ejipta)Hasina (zavamaniry)Aotrisy🡆 More