Ny Faritra Atsimo ao Afrika dia ny tapak' i Afrika ao atsimo izay fitambaran' ny firenana sy tany ao atsimon' ny alam-pehibe afrikana.
Tanisaina ao amin' io faritra io ny nosy afrikana ao atsimo-andrefan' ny Ranomasimbe Indiana manodidina an' i Madagasikara (avy ao amin' ny Lakandranon' i Môzambika ka hatrany amin' ny nosy Maorisy sy ny nosy La Réunion) ary ny nosy afrikana ao atsimo-atsinanan' ny Ranomasimbe Atlantika.
Ireto avy ny firenena ao amin' ny Faritra Atsimo amin' i Afrika: i Afrika Atsimo, i Angôla (indraindray tafiditra ao Afrika Afovoany), i Bôtsoana, i Kômôro, i Esoatiny (Soazilandy), i Lezôtô, i Madagasikara, i Malaoy, i Maorisy, i Môzambika, i Namibia, i Zambia (indraindray tafiditra ao Afrika Afovoany) ary i Zimbaboe.
Fizaram-paritra ao Afrika:
Faritra hafa:
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Faritra Atsimo ao Afrika, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.