Afrika Atsimon' I Saharà

I Afrika atsimon' i Saharà dia faritry ny kôntinentan' i Afrika izay hita ao atsimon' ny tany efitr' i Sahara.

Firenena miisa 48 no ao amin' io faritra io. Amin' ny ankapobeny dia faritra manana olana momba ny fampandrosoana ara-toekarena i Afrika atsimon' i Saharà.

Afrika Atsimon' I Saharà
Sarintanin' i Afrika atsimon' i Saharà

Ireto avy ireo firenena ao amin' io faritra io: ny Repoblikan'i Afrika Afovoany, i Afrika Atsimo, i Angôla, i Benîno, i Borkina Fasô, i Borondy, i Bôtsoana, i Kapvera, i Eritrea, i Etiôpia, i Gambia, i Gabôna, i Ganà, i Ginea, i Ginea Bisao, i Ginea Ekoatôrialy, i Jibotỳ, i Kamerona, i Kenia, i Kômôro, i Repoblika Demôkratikan' i Kôngô, ny Repoblikan' i Kôngô, i Kôtidivoara, i Lesôtô, i Liberia, i Madagasikara, i Malaoỳ, i Malỳ, i Maoritania, i Maorisy, i Môzambika, i Namibia, i Nizera, i Nizerià, i Oganda, i Roanda, i Saô Tôme e Prinsipe, i Esoatiny (Soazilandy taloha), i Seisely, i Senegaly, i Siera Leôna, i Sodàna, i Sodàna Atsimo, i Sômalia, i Tanzania, i Tôgô, i Tsady ary i Zimbaboe.

Jereo koa

Fizaram-paritra ao Afrika:

Faritra hafa:

Tags:

AfrikaSahara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraRangitaEzekiela1971Apôstôly roa ambin' ny foloFanahy MasinaAdijadyJosip Skoblar1200Anjara asa (fitsipiteny)Britaina LehibeAntalaotra1997Murah Andrialalaina FlorlysPrôtestantisma eto MadagasikaraSakalavaPlotoFanagasianaTsinyFanandroanaHova74Bokin' ny MakabeoFahaleovantenaPôlitika eto MadagasikaraFanahy (kolontsaina malagasy)AntemoroAdy an-tranoTwitterMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraApôkalipsin' i JoanyMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyAndrianampoinimerinaHasina (zavamaniry)ZairaAnamalahoMAnjelyPrôtektôrata Frantsain' i MadagasikaraShanghaiTanalaTononkaloAurangzebVondrom-bokin' i Nag HammadiBède le VénérableSiansaPoaceaeKabary famangianaFanandevozanaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFanahyVadin' i MohamadyFiteny kantôneyAmalonaBaskin-RobbinsFiteny jeôrjianaFamadihanaToetanin-jana-pehin-tanyRadama VoalohanyRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Fiteny malagasyArgonautesKinshasaTestamenta VaovaoLalan-jazaFiteny betsimisaraka avaratraFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraFanekem-pinoanaHannah HarperAbidy araboBaibolyWellington PointMpiandry tsara🡆 More