Fanandroana Hazandrano

Ny Hazandrano na Alohotsy dia vintana faharoa ambin' ny folo amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka.

Ny Mpitondra Rano no eo alohany ary ny Ondrilahy no manaraka azy.

Fanandroana Hazandrano
Ny evan'ny Hazandrano
Fanandroana Hazandrano
Antokon-kintan'ny Hazandrano

Ny antokon-kintana Hazandrano sy ny zôdiaka

Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny antokon-kintana Hazandrano dia amin' ny 12 Marsa hatramin' ny 18 Avrily. Eo amin' ny 15 Marsa hatramin' ny 14 Avrily ny fari-potoan' ny Hazandrano ao amin' ny zôdiakan-kintana fa amin' ny 20 Febroary hatramin' ny 20 Marsa kosa izany ao amin' ny zôdiaka mikisaka.

Jereo koa

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Tags:

Mpitondra Rano (fanandroana)Ondrilahy (fanandroana)Zôdiaka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôBokin' i EzekielaRadama IIEtazoniaGerd GanteförFijyRavelonjanaharyBrexitFivavahana abrahamikaEorôpaAsombola1840Faritra MelakyTsimihetyJôbaHoratio NelsonAlemainaAndriamenaSanta-Vinsanta-sy-GrenadinaSydneyMerkioraFampianaran-diso (fivavahana)ZahaVictoire RasoamanarivoDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Constantin StanislavskiPaositra MalagasyAast, Pyrénées-AtlantiquesAndriamanitra (ankapobeny)AnanaMerinaAntambahoakaRy Tanindrazanay malala ôMponina eto MadagasikaraIsraelyAostraliaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)FitampohaKiantenyFiteny hindỳKor'anySolombavambahoakaAntenimieram-pirenenaBokin' ny SalamoSaint-Clément, AisneLisitry ny gazety ao MadagasikaraMaleziaFirenena MikambanaFiangonana Loterana MalagasyPablo PicassoElliot ShevelEveka31 MartsaSiansaFitiavanaOhabolanaMediaWikiFiteny tataraHarin-karena faobeFanandroanaRichard I an'i AngleteraEpistily nosoratan' i JakôbaZanahary (finoan-drazana malagasy)Les PaulBokin' ny OhabolanaTobim-pifohazanaPôlitika eto MadagasikaraFamonjenaTsikafonkafombazahaFiteny hebreo🡆 More