Ny fanandroana miankina amin' ny zôdiaka mikisaka dia ilay fanandroana mahazatra ny Tandrefana, izay tsy manaraka ny fihodin' ny kintana intsony fa manaraka ny fizaràn-taona ka tsy mitovy amin' ny hafainganam-pihodinan' ny zôdiakan-kintana sady tsy mifanaraka amin' ny antokon-kintana mitovy anarana aminy.
Inty ny fafana maneho ny fahasamihafan' ny zôdiakan-kintana sy ny zôdiaka mikisaka:
Anarana | Eva | Zodiaka mihodina | Antokon-kintana | Zodiakan-kintana |
Aries (Alahamady) | ♈ | 21 Marsa - 20 Avrily (31 andro) | 18 Avrily - 13 Mey (25,5 andro) | 15 Avrily - 15 Mey |
Taurus (Adaoro) | ♉ | 21 Avrily - 20 Mey (31 andro) | 13 Mey - 21 Jona (38,2 andro) | 16 Mey - 15 Jona |
Gemini (Adizaoza) | ♊ | 21 Mey - 21 Jona (31 andro) | 21 Jona - 20 Jolay (29,3 andro) | 16 Jona - 15 Jolay |
Cancer (Asorotany) | ♋ | 22 Jona - 22 Jolay (31 andro) | 20 Jolay - 10 Aogositra (21,1 andro) | 16 Jolay - 15 Aogositra |
Leo (Alahasaty) | ♌ | 23 Jolay - 22 Aogositra (31 andro) | 10 Aogositra - 16 Septambra (36,9 andro) | 16 Aogsitra - 15 Septambra |
Virgo (Asombola) | ♍ | 23 Aogositra - 22 Septambra (31 andro) | 16 Septambra - 30 Oktobra (44,5 andro) | 16 Septambra - 15 Oktobra |
Libra (Adimizana) | ♎ | 23 Septambra - 22 Oktobra (30 andro) | 30 Oktobra - 20 Novambra (21,1 andro) | 16 Oktobra - 15 Novambra |
Scorpio (Alakarabo) | ♏ | 23 Oktobra - 22 Novambra (31 andro) | 20 Novambra - 29 Novambra (8,4 andro) | 16 Novambra - 15 Desambra |
Ophiuchus | 29 Novembra - 18 Desambra (18,4 andro) | |||
Sagittarius (Alakaosy) | ♐ | 23 Novembra - 21 Desambra (29 andro) | 18 Desambra - 20 Janoary (33,6 andro) | 16 Desambra - 14 Janoary |
Capricornus (Adijady) | ♑ | 22 Desambra - 20 Janoary (30 andro) | 20 Janoary - 16 Febroary (27,4 andro) | 15 Janoary - 14 Febroary |
Aquarius (Adalo) | ♒ | 21 Janoary - 19 Febroary (30 andro) | 16 Fenroary - 11 Marsa (23,9 andro) | 15 Febroary - 14 Marsa |
Pisces (Alohotsy) | ♓ | 20 Febroary- 20 Marsa (29 na 30 andro) | 11 Marsa - 18 Avrily (37,7 andro) | 15 Marsa - 14 Avrily |
TOTALY | 365 na 366 andro | 366 andro |
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Fanandroana miankina amin' ny zôdiaka mikisaka, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.