Antokon-Kintana Liona

Ny Liona dia antokon-kintan' ny zôdiaka andalovan' ny masoandro amin' ny 10 Aogositra hatramin' ny 16 Septambra.

Ny antokon-kintan' ny Foza no eo andrefany fa ny an' ny Virijiny kosa no eo antsinanany.

Antokon-Kintana Liona
Antokon-kintan' ny Liona

Avy amin' ny teny arabo dia atao hoe اأسد / Al-Asad ("liona") io antokon-kintana io, izay niavian' ny anaran' ny vintana sy volana malagasy hoe Alahasaty na Alahasady.

Io antokon-kintana io dia atao amin' ny teny latina sy anglisy hoe Leo sy amin' ny teny frantsay hoe Lion. Amin' ny teny grika izy dia atao hoe Λέων / Leon. Amin' ny fiteny soahily dia atao hoe Asadi na Simba io antokon-kintana io. Amin' ny teny maley dia atao hoe Asad na Singa ihany koa izy.

Ny evan' ny zôdiaka Liona, izay mitovy anarana aminy, ampiasaina ao amin' ny fanandroana mahazatra ny Tandrefana, dia andalovan' ny masoandro amin' ny 23 Jolay hatramin' ny 22 Aogositra.

Antokon-Kintana Liona
Antokon-kintan' ny Liona

Jereo koa

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Evan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Tags:

Fanandroan-kintanaFoza (antokon-kintana)MasoandroVirijiny (antokon-kintana)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Richard StallmanAndriamasinavalona (foko)Lafin-tanyOva-matoanteny533EspainaBanky Foibe Eoropeana660TetezanaRazana (finoana malagasy)Scranton, PennsylvaniaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Antanosy5 SeptambraAndriamanitra ao amin' ny kristianismaWiki FoundationBriconvilleJôfielaDemônôlôjiaFahafatesana MaintyLolo vokatraTiberio (emperora)Antoine de PadoueBokin' i RotaTandavan-tendrombohitraAgielaFifohazana SoatanànaKôrea AtsimoSokajin-tenyTantaran'i MadagasikaraWordPressAfrika AtsinananaFivavahana abrahamikaFiteny antandroyKolontsainaDibera16 JolayTendryBing CrosbyNy Avana RamanantoaninaÉdouard ManetQuebecEmirataBobbiliOnilahy (ony)1984Teboka amam-paingoFototenyFiteny sihanakaJapànaEnlil (andriamanitra)Harold PrincePinyinJoseph Simon GallieniLoholona (kristianisma)Siksto IVAlice WalkerFibebahanaMySQLFiraisan' ny Repoblika Sôsialista SôvietikaAzia AtsimoÔrzaRanavalona IIISora-tsikidyFilôzôfyFadyPalmyraSeptimio SeveroBenedikto any NursiaTalmodan' i JerosalemaFiteny arameanaJoshua Schachter🡆 More