Antokon-Kintana Kambana

Ny Kambana dia antokon-kintan'ny zôdiaka andalovan'ny masoandro amin'ny 21 Jona hatramin'ny 20 Jolay.

Ny antokon-kintan'ny Ombilahy no eo andrefany ary ny an'ny Foza no eo antsinanany.

Antokon-Kintana Kambana
Antokon-kintan'ny Kambana

Avy amin' ny teny arabo dia atao hoe اجوزاء / Al-Djuza ("kambana") io antokon-kintana io, izay niavian' ny anaran' ny vintana sy ny volana malagasy hoe Adizaoza na Alijoza na Alizoza. Io antokon-kintana io dia atao amin' ny teny latina sy anglisy hoe Gemini na amin' ny teny frantsay hoe Gémaux. Amin' ny teny grika dia atao hoe Δίδυμοι / Didumoi (na Didymoi) izy. Amin' ny fiteny soahily dia atao hoe Jauza na Mapacha io antokon-kintana io. Amin'ny teny maley dia atao hoe Jauza na Kembar ihany koa izy.

Anaran'ny evan'ny zôdiaka ampiasaina amin'ny fanandroana mahazatra ny Tandrefana koa ny hoe Kambana izay andalovan'ny masoandro amin'ny 21 Mey hatramin'ny 21 Jona.

Antokon-Kintana Kambana
Antokon-kintanan'ny Kambana

Jereo koa

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Evan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Tags:

Antokon-kintan'ny zodiakaFoza (antokon-kintana)MasoandroOmbilahy (antokon-kintana)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Théophile SeyrigISO 3166-1Siméon RajaonaFanafodyFanalana faditraPio IVLaharam-pehintanyAntemoroFaribolana SandratraMalagasy (vahoaka)Rainay any an-danitraMpisolo toerana (fitsipiteny)Ady Lehibe FaharoaAzôtaRainisoalamboNizeriàSôdôma sy GômôraFahazavanaWikibolanaAnjelôlôjiaRafi-pitantanam-piangonanaJônà (mpaminany)TorkmenistànaFidangan' ny vidim-piainanaSalamo faha-42EjiptaAnjara (finoana)20 SeptambraFanahyFilistinaSamgaraAterinetoVy Vato SakelikaSamuel RatanyAfrika AndrefanaHaihaySamboFifandraisan-davitraMadagasikaraAlarobiaFiteny ingrianaLoteranismaMarc RavalomananaFokom-pirenen' i Simeôna1971KameronaSinemaFiteny frantsayPeteraFanekem-pinoana apôstôlikaPhoenix, ArizonaFivavahan-drazana malagasyFiraisana ara-nofoFanabeazana aizanaKatara17 DesambraFoko folo veryAdolf HitlerAlan TuringHans Holbein le JeuneSoavalySinaFibebahanaMpisolo tena (fitsipiteny)Repoblika MalagasyLahatra (finoana malagasy)Faritra Atsimo-AndrefanaWiki FoundationAdy Lehibe VoalohanyHasidismaRSS🡆 More