Fanandroana Mpitondra Rano

Ny Mpitondra Rano na Adalo dia vintana fahiraika ambin' ny folo amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka.

Ny Tandrok' Osy no eo alohany ary ny Hazandrano no manaraka azy.

Fanandroana Mpitondra Rano
Evan'ny Mpitondra Rano
Fanandroana Mpitondra Rano
Antokon-kintan'ny Mpitondra Rano

Ny antokon-kintana Adalo sy ny zôdiaka

Mandala eo amin' ny fari-danitry ny antokon-kintana Mpitondra Rano ny masoandro amin'ny 16 Febroary hatramin' ny 11 Marsa. Eo amin' ny 15 Febroary hatramin' ny 14 Marsa ny fari-potoan' ny Mpitondra Rano ao amin' ny zôdiakan-kintana fa amin'ny 21 Janoary hatramin' ny 18 Febroary kosa izany araka ny zôdiaka mikisaka.

Jereo koa

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Tags:

Hazandrano (fanandroana)Tandrok' Osy (fanandroana)Zodiaka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Groenlanda13Firenena an-dalam-pandrosoanaBethlehem42Distrikan'i Befotaka AtsimoPôrtô-RikôLes Aventures de TintinRadama VoalohanyFianakaviam-piteny19944Masikoro1946Fiteny tiorkaFanambadianaSatanaFiteny vezo2001Fandriam-pahalemanaAlaska25Silamo72Fiteny latinaTromba39EskatolojiaB1942Goga sy MagogaMadagasikara zanatany frantsay185022TetezanaKaripetra1897Lohataona46Haranita-tsaina voatrolombelonaBaiboly amin' ny teny malagasyRSSAntambahoakaTantaran'i MadagasikaraRy Tanindrazanay malala ôParadisaISaint-Julien-en-Saint-AlbanDenverSerge RossetEdirneFampianaranaBaiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Sakafo malagasyTendrontany Avaratra18131891Volana (fotoana)66BibyZon' olombelonaFaritanyFokon' i IsraelyVanim-potoana kristianaBezanozanoNamibia19702005Mpaminany lehibePaoly (apôstôly)New JerseyWi-Fi🡆 More