Fanandroana Liona

Ny Liona na Alahasaty no vintana fahadimy amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka.

Ny Foza na Asorotany no eo alohany ary ny Virijiny na Asombola no manaraka azy.

Fanandroana Liona
Ny evan' ny Liona
Fanandroana Liona
Antokon-kintan' ny Liona

Ny antokon-kintana Liona sy ny zôdiaka

Fanandroana Liona 
Liona

Ny fotoana andalovan' ny masoandro eo amin' ny antokon-kintan' ny Liona dia manomboka amin' ny 10 Aogositra ka miafara amin' ny 16 Septambra. Ny fari-potoan' ny Liona araka ny zôdiakan-kintana dia hatramin' ny 16 Aogositra ka hatramin' ny 15 Septambra. Ny Liona ao amin' ny zodiakam-panandroana mahazatra (zôdiaka mikisaka; frantsay: zodiaque tropical) dia manomboka amin' ny 23 Jolay ka miafara amin' ny 22 Septambra.

Foza Liona Mizana
Antokon-kintana 20 Jolay - 10 Aogositra 10 Aogositra - 16 Septambra 16 Septambra - 30 Oktobra
Zodiakan-kintana 16 Jolay - 15 Aogositra 16 Aogositra - 15 Septambra 16 Septambra - 15 Oktobra
Zodiaka mikisaka 22 Jona - 22 Jolay 23 Jolay - 22 Aogositra 23 Aogositra - 22 Septambra

Jereo koa

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Tags:

Foza (fanandroana)Virijiny (fanandroana)Zôdiaka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

VoromailalaNiameyAndreï TarkovskiOle Gunnar SolskjærAndriandranando (foko)Tom InceEtazoniaValdez, AlaskaShanxiFilaza tsotra (fitsipiteny)AnaranaMouvement démocratique de la rénovation malgacheFivavahana eto MadagasikaraJesoaHasina (tsiro)Tendrombohitra ÔlimpôsyHamilton, BermudaVladimír TáborskýBetsileoVaryTsy feteza-matyAxtell, NebraskaManga (maniry)SakafoRanavalona IFiteny baskiraBetsimisarakaTantaran' i MadagasikaraTantaraPort ElizabethViktor Vekselberg(117625) 2005 EN118Akondro (maniry)TanalaAziaAlbiasFenton John AylmerFitenim-paritra malagasySarangam-poko eto MadagasikaraFanjakana MitambatraToamasinaFilazantsara araka an' i JoanyAmboanalaDeuteriumSiméon RajaonaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)ArintanyLitorjiaFilazam-potoana lasa tsotraKristianismaFiteny espaniôlaAnkoayLa BarcelonetaJiosyMetalySepp MaierAntanosyVarotraBokin' i JeremiaAltianiSam BalterRaoul BricardJürgen KloppAdaoro1885Salamo faha-50AostraliaAbdellatif FellainiMickey MouseAdizaozaKônsily Vatikàna IIFiteny tiorkaMaleziaKôetyTaona🡆 More