Antokon-Kintana Ombilahy

Ny Ombilahy dia antokon-kintan'ny zôdiaka izay andalovan'ny masoandro amin'ny 14 Mey hatramin'ny 22 Jona.

Ny antokon-kintan'ny Ondrilahy no eo andrefany fa ny an'ny Kambana kosa no eo antsinanany.

Antokon-Kintana Ombilahy
Ny antokon-kintana Ombilahy

Amin' ny teny arabo dia atao hoe اثور / Ath-Thur na Ath-Thaur ("ombilahy") io antokon-kintana io, ka avy amin' io ny anaran' ny vintana sy ny volana malagasy hoe Adaoro. Amin'ny teny latina sy anglisy dia atao hoe Taurus io antokon-kintana io fa amin'ny teny frantsay dia atao hoe Taureau izy. Atao hoe Ταύρος / Tauros izy amin'ny teny grika. Amin'ny teny soahily izy dia atao hoe Ng'ombe fa amin'ny teny maley kosa dia Lembu Jantan na Kerbau Jantan.

Ny evan'ny zôdiaka mitovy anarana aminy, izay ampiasaina amin'ny fanandroana mahazatra ny Tandrefana, dia andalovan'ny masoandro amin'ny 20 Avrily hatramin'ny 21 Mey ka tsy mifanaraka amin'ny zava-misy ara-kaikintana intsony ny fanandroana amin'ny evan'ny zodiaka noho izany.

Antokon-Kintana Ombilahy
Antokon-kintan'ny Ombilahy

Jereo koa

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Evan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Tags:

Fanandroan-kintanaKambana (antokon-kintana)MasoandroOndrilahy (antokon-kintana)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Razana (finoana malagasy)20 SeptambraJainismaTendryVoatabiaGregor MendelJoroGooglePrôtestantismaFahazavanaMpisolo toerana (fitsipiteny)Andriamanitra (tokana)Søren KierkegaardDidy Folo1901ParisyLalàmpanorenan' i MadagasikaraFanambaràna ny hevitry ny nofyForyNosy LonjoRafitra kôneksiônalyFahaleovantenaRabibyFenoarivo AtsinananaKônfirmasiônaAndrianaMpisolo tena (fitsipiteny)Kôngô-BrazzavilleFiteny kantôneyLezôtôPaiso (voany)AntesakaJeôlôjiaVy Vato SakelikaMatoantenyParisMarovatoFanambadianaSiansaTobim-pifohazanaRainisoalamboSodànaDrônaAzôtaAdizaozaAndriamaneloHaisoratraVintana (finoan-drazana malagasy)Melody TimeHavatsa-UPEMISO 4217Repoblika MalagasyAlakaraboFokom-pirenen' i IsraelyFanekem-pinoana atanaziana2015TambintenyNizeriàHiram-pirenenaPakistànaAbdellatif FellainiTorkmenistànaCurrent eventsZanabintanaFivavahana eto MadagasikaraLalànaSandam-bola🡆 More