Fanandroana Tandrok' Osy

Ny Tandrok' Osy na Adijady no vintana fahafolo amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka sy amin' ny fanandroana malagasy manara-bolana.

Ny Mpitifitra Tsipìka no eo alohany ary ny Mpitondra Rano no manaraka azy.

Fanandroana Tandrok' Osy
Ny evan'ny Tandrok' Osy
Fanandroana Tandrok' Osy
Sary maneho ny Tandrok' Osy
Fanandroana Tandrok' Osy
Antokon-kintan'ny Tandrok' Osy

Ny antokon-kintana Adijady sy ny zôdiaka

Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny fari-danitry ny antokon-kintana Tandrok' Osy dia eo amin' ny 19 Janoary hatramin' ny 15 Febroary. Eo amin' ny 15 Janoary hatramin' ny 14 Febroary ny fari-potoan' ny Tandrok' Osy araka ny zôdiakan-kintana fa amin' ny 21 Desambra hatramin' ny 20 Janoary kosa izany ao amin' ny zôdiaka mikisaka.

Jereo koa

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Tags:

Mpitifitra Tsipìka (fanandroana)Mpitondra Rano (fanandroana)Zodiaka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Antemoro849NazaretaMassachusettsKristianisma eto MadagasikaraAmpiposahana (faritra)OlombelonaFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaBokin' ny mpaminany (Baiboly)Modesto, KaliforniaParadisa (silamo)Anaran'ny mponinaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Fifohazana FarihimenaTorkiaWayback MachineRégis Rajemisa RaolisonHabakabakaLalitraFiteny tiorkaRaki-pahalalanaMpampitohy tenyFanahyCurrent eventsKolontsaina malagasyWikipediaZanatenyElliot ShevelSoisaTantaran' i MadagasikaraNôvambraFiteny hebreoFaritra eto MadagasikaraTsinyAostraliaAnanaFanjakan' i Israely (mitambatra)IngosetiaFihavananaWiki CommonsConstantin StanislavskiTsekiaMasikoroRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaDidy FoloKristianisma19252022Roman PolanskiVondrona EorôpeanaFanatontoloanaIndôneziaDistrikan'i MaintiranoAmontanaKolontsaina1910KainaLitorjia2020MaleziaAntenimieram-pirenenaSôlômônaZanatsoratraEvekaAlahamadyFiteny kreôly haisianinaFifandraisan-davitraGrisy🡆 More