Fanandroana Mpitifitra Tsipìka

Ny Mpitifitra Tsipìka na Alakaosy no vintana fahasivy amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka.

Ny Maingoka no eo alohany ary ny Tandrok' Osy no manaraka azy.

Fanandroana Mpitifitra Tsipìka
Ny evan' ny Mpitifitra Tsipìka
Fanandroana Mpitifitra Tsipìka
Antokon-kintan'ny Mpitifitra Tsipìka

Ny antokon-kintana Mpitifitra Tsipìka sy ny zôdiaka

Fanandroana Mpitifitra Tsipìka 

Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny fari-danitry ny antokon-kintana Mpitifitra Tsipìka dia amin' ny 18 Desambra hatramin' ny 18 Janoary. Eo amin' ny 16 Desambra hatramin' ny 14 Janoary ny fari-potoan' ny Mpitifitra Tsipìka ao amin' ny zôdiakan-kintana fa amin' ny 22 Novambra hatramin' ny 21 Desambra izany araka ny zôdiaka mikisaka.

Jereo koa

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Tags:

Maingoka (fanandroana)Tandrok' Osy (fanandroana)Zodiaka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny betsileoJerosalemaMain PageRadama II1910Repoblika MalagasyFanjakan' i Israely (mitambatra)FilôzôfiaHabakabakaAlakaraboAntemoroAlahamadyElliot ShevelFaritra ItasyRoandaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)TendryFiteny tiorkaLanitra (finoana)Hasina (hery tsy hita maso)AlahasatyBrexitAsombolaRavelonjanaharyKongonaParadisa (silamo)WikipediaFototenyFanavakavahanaOlombelonaPoaceaeAdaloGrisyTarehin-tsoratra araboAlemainaSakramentaCaliforniaSanta-Vinsanta-sy-GrenadinaASiansa ara-tsôsialyMpampitohy (fitsipiteny)Torkia\ZanatsoratraEvekaKiantenyLaurent CantetBetlehemaFahababoana tany BabilônaFanjakan' ImerinaGerd GanteförPraiminisitra malagasyLalitraSampan-tenyAmerikaFahefana mpanatanterakaDarryl StarbirdAnjara asa (fitsipiteny)Tolom-bahoaka tamin' ny 19472006Asa AkiraZahaEtazonia849BaraMpaminanyRaki-pahalalanaKabary am-panambadianaKilamba-KiaxiAntambahoakaRasoherinaTsindrimandry (fivavahana)🡆 More