Antokon-Kintana Hazandrano

Ny Hazandrano na Trondro dia antokon-kintan'ny zôdiaka andalovan'ny masoandro amin'ny 11 Marsa hatramin'ny 18 Avrily.

Ny antokon-kintan'ny Mpitondra Rano no eo andrefany fa ny an'ny Ondrilahy kosa no eo atsinanany.

Antokon-Kintana Hazandrano
Antokon-kintan'ny Hazandrano

Avy amin'ny teny arabo dia atao hoe الحوت / Al-Hut ("trondro") io antokon-kintana io, izay niavian' ny anaran' ny vintana sy ny volana malagasy hoe Alohotsy. Io antokon-kintana io dia atao amin'ny teny latina sy anglisy hoe Pisces na amin'ny teny frantsay hoe Poissons. Amn'ny teny grika izy dia atao hoe Ιχθύες / Ikhthues (na Ikhthyes). Amin'ny fiteny soahily dia atao hoe Hutu na Samaki io antokon-kintana io. Amin'ny teny maley dia atao hoe Hut na Ikan ihany koa izy

Ny evan'ny zôdiaka Hazandrano, mitovy anarana aminy, izay ampiasaina ao amin'ny fanandroana mahazatra ny Tandrefana, dia andalovan'ny masoandro amin'ny 20 Febroary hatramin'ny 20 Marsa.

Antokon-Kintana Hazandrano
Antokon-kintan'ny Hazandrano

Jereo koa

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Evan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Tags:

Antokon-kintan'ny zodiakaAvrilyMartsaMasoandroMpitondra Rano (antokon-kintana)Ondrilahy (antokon-kintana)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Frantsa2020Bokin' ny mpaminany (Baiboly)Fiteny kasmiryOhabolanaHelsinkiLanitra (finoana)ZanabintanaKabary tera-baoTondra-dranoAndriamasinavalonaMpampiankina fehezankevitraGoaikaRavelonjanaharyHasina (zavamaniry)Repoblika Fahefatra (Madagasikara)TodyPaositra MalagasyBetsimisarakaFiteny betsileoFiteny hindỳ2012Epistily nosoratan' i JakôbaTambajotraSandam-bolaHabakabakaMa Ying-jeouAntenimieram-pirenenaAFivavahana abrahamikaFiteny tiorkaFanjanahantanyPoaceaeAhidamboAndriamanitra (ankapobeny)TsikafonkafombazahaTantaran' i EtazoniaTovaloBiôgrafiaTendryJean-Joseph RabeariveloMediaWikiWilliam III an'i AngleteraOnitiana RealyFanatontoloanaFiteny tataraTantaraBokin' i IsaiaRaozySiddhartha GautamaAmerikaKor'anyTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaKabary famangianaAndriamanitra (tokana)Fitenim-paritra malagasySydneyFiteny malagasyMpampitohy (fitsipiteny)ZanatenyLaurent CantetBaiboly amin' ny teny malagasyFijyZanahary (finoan-drazana malagasy)VezoFifohazana SoatanànaNazaretaFiangonana Loterana MalagasyTantaran'i MadagasikaraEvekaDmitri MedvedevAljeria🡆 More