Fanandroana Ondrilahy

Ny Ondrilahy no vintana voalohany ao amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka.

Ny Hazandrano (na Alohotsy) no eo alohany ary ny Ombilahy (na Adaoro) no manaraka azy.

Fanandroana Ondrilahy
Ny evan'ny Ondrilahy
Fanandroana Ondrilahy
Ondrilahy

Ny antokon-kintana Ondrilahy sy ny zôdiaka

Fanandroana Ondrilahy 
Ny antokon-kintan'ny Ondrilahy

Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny fari-danitry ny antokon-kintan' ny Ondrilahy dia manomboka amin'ny 18 Avrily ka miafara amin' ny 13 Mey. Ny fari-potoan' ny Ondrilahy araka ny zôdiakan-kintana (frantsay: zodiaque sidéral) dia eo amin' ny 15 Avrily hatriamin' ny 15 Mey.

Ny Ondrilahy ao amin' ny zôdiaka mikisaka (frantsay: zodiaque tropique) dia eo anelanelan' ny 21 Marsa sy 20 Avrily: tsy mifanaraka amin' ny fotoana andalovan' ny masoandro tandrify ny antokon-kintana Alahamady izany.

Hazandrano Ondrilahy Ombilahy
Antokon-kintana 11 Marsa - 18 Avrily 18 Avrily - 13 Mey 13 Mey - 21 Jona
Zodiakan-kintana 15 Marsa - 14 Avrily 15 Avrily - 15 Mey 16 Mey - 15 Jona
Zodiaka mikisaka 20 Febroary - 20 Marsa 21 Marsa - 20 Avrily 21 Avrily - 20 Mey

Jereo koa

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Tags:

Hazandrano (fanandroana)Ombilahy (fanandroana)Zodiaka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FanambadianaFanjakan' ImerinaMerinaWayback MachineISO 3166-1Fitsarana faranyIndiaMiora Andrialalaina FlorlysFivarotana andevoTendrontany AvaratraFanalan-jazaZhuge LiangSakramenta ao amin' ny prôtestantismaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFandikan-tenyFaritra eto MadagasikaraFanatontoloanaEvanjely miafin' i JoanyAfrikaApôkalipsy faharoan' i JakôbaZavaboaryFilazantsara araka an' i MarkaReniranoRazafinimanjaka RaketakaAndriamanitra (ankapobeny)Faritra AnosyBaibolyTokyoBokin' ny MakabeoBob KhannaAziaMichael JacksonRanoRafitra fitantanana votoatinyBetsileoHovaFanomezana fiton' ny Fanahy MasinaRepoblika MalagasyAnganoFiteny tamilyBayer 04 LeverkusenFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraLalànaWikiaAsan' ny ApôstôlyMBokin' i EzekielaFiteny javaneyHannah HarperAveloSamuel RatanyLahatra (finoana malagasy)EtikaFahefana Avon' ny TetezamitaWashington D.C.Filoham-pirenena sy mpanjakan'i Madagasikara1853Rajoelina AndryLalan-jazaPrôtektôrata Frantsain' i MadagasikaraKabary tera-baoSakramentan' ny fanambadianaApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyMpiandry tsaraBatisaFahefana mpanatanterakaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaTobilehibePoaceaeFanahin' ny vatanaTobilehibe FarihimenaSôlômônaAndrianjakaFiteny tsovasaAndevo (teto Madagasikara)🡆 More