Antokon-Kintana Tandrok' Osy

Ny Tandrok' Osy dia antokon-kintan' ny zôdiaka andalovan' ny masoandro amin'ny 20 Janoary hatramin' ny 16 Febroary.

Ny antokon-kintan' ny Mpitifitra Tsipìka no eo andrefany fa ny an' ny Mpitondra Rano kosa no eo atsinanany.

Antokon-Kintana Tandrok' Osy
Antokon-kintan' ny Tandrok' Osy

Avy amin' ny teny arabo dia atao hoe اجدي / Al-Djadi ("osilahy") io antokon-kintana io, izay niavian' ny anaran' ny vintana sy ny volana malagasy hoe Adijady na Alijady io teny io. Io antokon-kintana io dia atao amin' ny teny latina sy anglisy hoe Capricornus na amin' ny teny frantsay hoe Capricorne. Amin' ny teny grika izy dia atao hoe Αιγόκερως / Aigokerôs. Amin' ny teny soahily dia atao hoe Jadi na Mbuzi io antokon-kintana io. Amin' ny teny maley dia atao hoe Jadi na Kambing Duyung ihany koa izy.

Ny evan' ny zôdiaka Tandrok' Osy, mitovy anarana aminy, izay ampiasaina ao amin' ny fanandroana mahazatra ny Tandrefana, dia andalovan' ny masoandro amin' ny 22 Desambra hatramin' ny 20 Janoary.

Antokon-Kintana Tandrok' Osy
Antokon-kintan' ny Tandrok' Osy

Jereo koa

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Evan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Tags:

Fanandroan-kintanaFebroaryJanoaryMasoandroMpitifitra Tsipìka (antokon-kintana)Mpitondra Rano (antokon-kintana)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ZavamaniryAvaradranoDayton, OhioMananasyBetsimisarakaFaritra VatovavyÉdouard ManetFirenena BaskaSilamoFifandraisan-davitraTeôlôjiaTendrontany AtsimoKôreaKônfosianismaFiteny neerlandeyHanielaNioeIndônezia480IrlandaJopitera (andriamanitra)Mosavy (finoana malagasy)James Henry GreatheadFitsikerana lahatsoratraTandavan-tendrombohitraArktikaAmôritaOrlando, FloridaKanaana (faritra)Michel-AngeVakinisisaonyMagy ao amin' ny BaibolyRanoPaul McGrathKristianismaTsy feteza-matyBokin' ny Mpaminany 12Kristianisma TandrefanaArdresFiteny mandinkaFiteny vietnamianaTsobatoFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraNicolas SarkozyAdy MangatsiakaMarine Le Pen5 SeptambraSaint PetersburgJôrdania AndrefanaKarl MarxBokin' i DanielaFianakaviana (fomba malagasy)BieuxySoronaPôlitikaFiteny grika ankehitriny1827Vondrom-poko325Fiteny hebreoPastoraSeptoajintaKharkivFirenenaCasinoTorkiaWikipediaOmbyFahagaganaOlo-masinaFamoranaVovobonyAmerika AtsimoLitorjia🡆 More