Tambajotra

Ny tamba-jotra (izay azo soratana tambajotra) — avy amin'ny teny tambatra ary zotra — dia zotra iray manana toerana iraisany amin'ny zotra hafa maro.

Io zotra io dia mety zotra tariby (izay mifampita fampahalalana amin'ny alalan'ny aratra na ny hazavana) na zotra mifampita fampahalalana amin'ny alalan'ny taratra elektrômanetika. Eto amin'izao tontolo izao, ny tambajotra misongadina indrindra dia ny Aterineto, izay tambajotran-tsolosaina ; ary eo amin'ny aterineto, ny tambajotra ara-tsôsialy izay tranonkala ifandraisan'ny olona.

Tags:

AterinetoTambajotra ara-tsôsialy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fangitra ara-jeografia33Razana (finoana malagasy)DTanindrazana, Fahafahana, Fandrosoana19091939OmbyNôrvezy12Joseph LecornuItaliaAvelo512014Taom-baovao malagasy41Fajiry.agHenôteismaFahateraham-baovao (kristianisma)Rajoelina Andry1959MRemi De PuydtManhasset Hills, New YorkBaibolyChristopher DunnMpampiankina76KristianinaUtahX1951K1919Erika LustMey2001Kannapolis, North CarolinaWikipediaJessica DavenportKôrea AtsimoFampakaram-badyVitsikaU2Chris EvansFiraisana ara-nofoSora-tsikidy malagasyFanatontoloana2VoambolanaBiôgrafiaFiteny bengaly1941Tantaran' i MadagasikaraWikiEmpira ÔtômànaTsimihety1886StatistikaClenleuGottfried Wilhelm Leibniz1949TOhioFiteny tiorka196759Vintana21FamoranaF39🡆 More