Kristianisma Fahateraham-Baovao

Ny fahateraham-baovao (misy koa ny manoratra hoe fahaterahana indray) dia zavatra tsapan' ny olona iray izay milaza fa niaina fiterahana ara-panahy noho ny asan' ny Fanahy Masina taorian' ny fibebahany amin' ny fahotany ka nahatonga azy hihavana indray amin' Andriamanitra.

Aorian' ny fahateraham-baovaon' ny fanahiny dia atsoina hoe "zanak' Andriamanitra" io olona io. Izany fahatsapana momba ny fiovam-po izany dia singa iray lehibe ao amin' ny kristianisma evanjelika

Ny fahateraham-baovao ao amin' ny Evanjelisma

Miaiky ny asam-panavotana nataon' i Kristy amin' ny alalan' ny fieken-keloka sady misafidy manokana ny hanolotra ny fiainany amin' i Jesoa mba hahazo ny fonomezam-pahasoavan' ny famonjena izay mifandray amin' ny fahateraham-baovao ny Kristiana evanjelika. Ny batisan' ny olon-dehibe anabatista dia matetika manambara izany fanapahan-kevitra izany.

Ny fahateraham-baovao ao amin' ny Pentekôtisma

Araka ny finoan’ ny Pentekôtista dia hitoetra ao amin’ ny olon-drehetra voavonjy marina ny Fanahy Masina sady miasa amin’ ny alalan’ izy ireo. Ny olona avy novonjena tamin’ ny alalan’ ny fahateraham-baovao mitohy dia miova tsikelikely ka amin’ ny farany dia hiray amin’ ny Tenan' i Kristy amin’ ny alalan' ny fiombonany amin’ ny Fiangonana. Mahatonga ny Kristiana ho vaovao sy hohamarinina ny fahateraham-baovao ary manomboka amin’izay. Ny lalan’ ny famonjena (latina: ordo saluto) (dingana mankany amin’ny famonjena) dia mitarika amin' ny famonjena ny fanahy ny asa fanamasinana ataon’ ny Fanahy Masina.

Jereo koa

Tags:

Fanahy MasinaKristianisma evanjelikaZanak'Andriamanitra (kristianisma)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

(105416) 2000 QY161AntemoroAdama sy EvaVaryAdijadyEpistily ho an' ny RômanaFiendrika sy fitodikaGovernemantaSaolyZone FrancPenguinAndriamiseza LucienRepoblika Demôkratikan' i KôngôAbu Mansur al-BaghdadiFiteny litoanianinaQIT Madagascar MineralsFahitalavitraAntananarivoNy Avana RamanantoaninaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôVolaBiôgrafiaFahaterahanaMpandrindra milinaSaonjoFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraAsombolaFiteny estônianaAsorotany1993Sorona masinaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)SakalavaSamôaTeôlôjiaAveloÔbadiaJapànaChauvac-Laux-MontauxDavida (mpanjaka)Faritra Atsimo-Andrefana11 NovambraTalataAnaranaFanafodyVoninahitra (fivavahana)Fiteny soedoàFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoKabarySoson-drivotraEtiôpiaZafimanirySongosongoAlbaniaTetiandroFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaCurrent eventsBodo (mpihira)AziaKônsily Vatikàna IIRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Atiq RahimiKiboboArjentinaParakyÔliva (zavamaniry)MatioMadagasikaraBibilavaTeam Fortress 2🡆 More