Fampakaram-Bady

Ny fampakaram-bady dia lanonana izay iraisan' ny olona roa ao anaty fanambadiana.

Ny fomba amam-panao dia samy hafa be arakaraka ny kolontsaina, ny foko, ny fivavahana, ny firenena, ary sarangam-piarahamonina. Ny ankamaroan' ny lanonana fampakaram-bady dia misy fifanakalozana ataon' ny mpivady, fanolorana fanomezana (fanatitra, peratra, zavatra an' ohatra, voninkazo, vola, akanjo), ary fanambaràna ampahibemaso momba ny fanambadiana ataon' ny manam-pahefana na olo-malaza. Matetika ny akanjo fampakaram-bady manokana no anaovana. Ny mozika, ny tononkalo, ny vavaka, na ny vakiteny avy amin’ ny soratra na zavatra vita an-tsoratra ara-pivavahana dia matetika ampidirina ao anatin’ ilay lanonana, ary koa ireo fomba amam-panao misy finoanoam-poana.

Fampakaram-Bady

Tags:

FanambadianaFanatitraFinoanoam-poanaFirenenaFivavahanaKolontsainaVolaVondrom-pokoVoninkazoZavatra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

HantaBrienne-sur-AisneSakramenta19272020Lisitry ny zavatra madinidinika 7001-8000KasaokaHelodranon' AmpasindavaInternet ExplorerSana'aVolana (fotoana)Kurt GödelIHVHRanavalona IIJinyPedro Rodríguez LedesmaFoko eto MadagasikaraMineralyLisitry ny zavatra madinidinika 24001-25000Sokajin-tenyBielôrosiaSeptoajintaLisitry ny zavatra madinidinika 60001-6100031 MartsaMorcourt, SommeAbdellatif FellainiFiteny jeôrjianaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaAlahamadyRanavalona I14 JolayVohiposaAziaCarlos CorreaÔmànaKristianisma eto MadagasikaraSikidy malagasyTrombaPentekôstaDokuWikiFJKM Tranovato AmbatonakangaMpanakanto malagasyWikipediaAndrianjakanavalomandimbyThe BeatlesFanandroana malagasyOndrilahy (antokon-kintana)MozillaJulian SchieberFiteny anglisyFahavaratraORSSMalỳFiteny soahilySebastián BattagliaSunan ibn MajahKrimeaLandry ChauvinFitsanganan' i Jesoa ho velonaAntarktikaJeôgrafiaMaleziaGugnécourtFarihy NyassaNikola TeslaTeôlôjia silamo🡆 More