Hôndorasy

I Hôndorasy dia firenena ao Amerika Afovoany.

Ny renivohiny dia i Tegucigalpa. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Manana velaran-tany mirefy 112 412 km2 izy ary nisy mponina miisa 9 540 539 araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2022. Ny faritr'ora dia −6.

Hôndorasy
Sainan' i Hôndorasy

Ankoatra ireo tandavan-tany amorontsiraka roa ao aminy (ny iray manamorona ny Ranomasina Karaiba ary ny iray, tena kely, 50 km eo ho eo, manaraka ny Ranomasimbe Pasifika), dia tendrombohitra no mandrakotra ny tanim-pirenen' i Hôndorasy. Toetanin-jana-pehintany ny toetaniny.

Hôndorasy
Toerana misy an' i Hôndorasy

Saika ny 90 % amin' ny mponina ao Hôndorasy no safiotra (avy amin' ny Espaniôla sy Amerindiana). Katôlika ny ankamaroan' ny mponina. Maherin' ny antsasaky ny mponina no mipetraka any ambanivohitra.

Hôndorasy
Sarin-tanin' i Hôndorasy

I Hôndorasy dia isan' ireo firenena tsy mandroso indrindra any Amerika Latina. Mifototra amin' ny fambolena ny toekareny.

Jereo koa

Firenena ao Amerika: Antigoa sy Barboda - Arjentina - Bahamasy - Barbady - Belizy - Bôlivia - Brezila - Dôminika - Ekoadôra - Etazonia - Goatemala - Goiana - Grenady - Haity - Hôndorasy - Jamaîka - Kanada - Kioba - Kôlômbia - Kôsta Rika - Meksika - Nikaragoa - Orogoay - Panama - Paragoay - Però - Pôrtô Rikô - Repoblika Dôminikana - Salvadôro - Santa Losia - Santa Kity sy Nevisy - Santa-Vinsanta-sy-Grenadina - Silia - Sorinama - Trinite sy Tôbagô -Venezoela

Kôntinenta eto an-tany

Tags:

Amerika AfovoanyTegucigalpa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

KônfirmasiônaCurrent eventsFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaVoromailalaAndriamaneloFiteny antandroyFiteny hebreoFivavahana eto MadagasikaraRaki-pahalalana1899EjiptaMayotteTody16 DesambraSarySøren KierkegaardRSSApôkalipsin' i JoanyJainismaRadama VoalohanyTantara ny Andriana eto MadagasikaraAfrika AfovoanyTantaran' i EtazoniaFiteny espaniôlaPaiso (voany)AljeriaLionaFokom-pirenen' i AseraTendrombohitraIndôneziaRanavalona IIIAostraliaBetsileoAnjelôlôjia1971Ambaliha (Ambanja)Fifohazana (kristianisma malagasy)Repoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Fiteny kazàkaVeliranoFilazantsara araka an' i LiokaFaribolana SandratraRepoblika Demôkratikan' i KôngôSorona masinaFomban-drazanaSonismaMatoantenyFahazavanaKolontsaina malagasyKalandrie sinoaFiteny soedoàFanabeazana aizanaVondrom-pokoTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFoko eto MadagasikaraJodaismaKabaryLalàmpanorenan' i MadagasikaraBaiboly amin' ny teny malagasyNizeriaVintana (finoan-drazana malagasy)DokuWikiSinemaMickey MouseSihanakaMpisolo manondroJiosyParisy🡆 More