Ny Ranomasina Karaîba na Ranomasin' ny Karaîba na Ranomasin' ny Antilia dia ranomasina ao amin' ny Ranomasimbe Atlantika, ao atsinanan' i Amerika Afovoany sy ao atsimon' ireo Antilia Lehibe.
Manana habe mirefy 2 415 km avy atsinanana miankandrefana izy ary antsasak' izay avy avaratra mianatsimo, sady manana velarana mirefy 2 640 003 km2.
Ny anaran' io ranomasina io dia avy amin' ny anaran' ireo vahoaka atao hoe Karaîba izay nonina tao amin' io faritra io talohan' ny fananiham-bohitra nataon' ny Espaniôla tamin' ny taonjaro faha-15.
Ny fanjakana sy nosy lehibe manamorona ny Ranomasin' ny Karaîba dia:
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Ranomasina Karaîba, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.