Amerika Afovoany

I Amerika Afovoany dia andilan-tany mampitohy an' i Amerika Avaratra sy i Amerika Atsimo.

Ny fahasamihafana misy eo amin'ny sisin-tany ara-jeôgrafia sy ny sisin-tany ara-politika, ary ny tantaran'ny fanjanahan-tany sy ny fisiam-pitoviana sy fahasamihafana ara-kolontsaina ao amlin'io faritra io dia manovaova ny famaritrana an'i Amerika Afovoany arakaraka. Araka ny famaritana azy mahazatra ny maro dia ahitana ireto firenena ireto ny ao Amerika Afovoany: i Goatemala, i Belizy, i Hôndorasy, i Salvadôro, i Nikaragoa, i Kôsta Rika ary i Panama. Azo atambatra amin'ireo tany ireo ny nosy Antilia (ahitana an' i Kioba).

Amerika Afovoany
Sarin' ny bolantany maneho ny toerana misy an' i Amerika Afovoany

Firenena ao Amerika Afovony

Jereo koa

Ireo kôntinenta

Faritra ao Amerika

Tags:

Amerika Afovoany Firenena ao Amerika AfovonyAmerika Afovoany Jereo koaAmerika AfovoanyAmerika AtsimoAmerika AvaratraBelizyGoatemalaHôndorasyKiobaKôsta RikaNikaragoaNosy AntiliaPanamaSalvadoro

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Andry sy Rihana Enti-Manavotra an' i MadagasikaraVangaindranoTetiandro gregôrianaMetatraKabary famangianaZafisoroFanabeazana aizanaAntandroyAndrianerinerinaAndrianaAntsangaSiansa ara-tsôsialyAmerikaLaôsyAntoko pôlitika malagasyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)JapànaRainay any an-danitraListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysSôlômônaSamuel RatanyTetiandroFizaràn-taonaL'Écho du SudNy Avana RamanantoaninaAleksandra Lehibe24 Desambra640MozikaTambajotra sôsialyFankalazana ny Fiakaran' i JesoaRangitaLeo Tolstoy527Fiteny anglisySaint-André-les-VergersHabakabakaHiragasyFilazantsaraVoahangyMponina ao GabônaJesoaMofo atodyMandeismaVolanaHasina (zavamaniry)Sampy (malagasy)Fandriam-pahalemanaHeinrich ZoellyFoko eto MadagasikaraBokin' i MôrmônaFanjakana MitambatraFrederick BrooksRepoblika Fahefatra (Madagasikara)StrasbourgZhuge LiangSihanakaKazakstànaSampan-tenyTangena (fampinomana)VietnamyMediaWikiIemenaHantayRain' ny FiangonanaHasinaIrlandaRajoelina Andry🡆 More