Oram-Panala

Ny orampanala na oram-panala dia kristalin-dranomandry izay milatsaka avy eny amin' ny rahona amin' ny endrika bohaboha fotsy sy maivana.

Miforona manodidina ny vihim-pivainganana, izay mety ho vovoka na poti-javatra hafa ao amin' ny soson-drivotra (atmôsfera), rehefa mivadiha ho vainga ny eton-drano amin' ny maripana manodidina ny 0° C. Mitsonika ireo kristaly ireo ka mifampiraikitra ka mamorona bohabohan' orampanala, izay mety hanana savaivo mirefy 7 hatramn' ny 10 sm.

Oram-Panala
Orampanala
Oram-Panala
Oram-panala

Jereo koa

Rohy ivelany

Miteny anglisy

Tags:

Mari-panaRahonaRanomandry

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ZafimaniryFisoronana sy fanalana vintanaPaoly (apôstôly)Fokom-pirenen' i IsraelyBaibolyKalandrie sinoaFilazam-potoana (fitsipiteny)1188Fiteny sakalavaHiragasyMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraFahefana Avon' ny TetezamitaAmbositraMatoantenyRafitra kôneksiônalyRavalomanana MarcAnjara asa (fitsipiteny)Empira BizantinaAurangzebSandam-bolaMosavy (finoana malagasy)17 DesambraJohann Balthasar NeumannFanahy MasinaFibebahanaFiarahamoninaLahatra1900VoromailalaBôtsoanaEuryceros prevostiiMediaWikiVolahavana GermaineJesoaPeteraSihanakaAostraliaDemôkrasiaDrônaSamboTsiranana PhilibertPoopyFanandroanaAzôtaAsombolaKataraBokin' i EzekielaAlahasatyBaskin-RobbinsEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Abidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaMalagasy (vahoaka)Mpisolo manondroTerakaMelody TimeRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)JoroTrombaHartford, ConnecticutPattaniFanasan' ny TompoBlaogyTambintenyRay aman-drenyPio IVFaditraAndry RajoelinaSamsônaAdijadyEorôpa Atsinanana🡆 More