Tangoron-Tendrombohitra Zagros

I Zagros na Tendrombohitra Zagros (amin' ny teny persana: رشته كوه زاگرس / Reschte-Kuh-e Zāgros; amin' ny teny kiorda: Çîyayên Zagrosê, amin' ny teny lôry: كۆیەل زاگرۥۇس; amin' ny teny tiorka: Zagros Dağları) dia tangoron-tendrombohitra any atsimo-andrefana amin' i Iràna.

Tandavan-tendrombohitra mirazotra maro sarahin’ ny lohasaha sy lemaka no mandrafitra ity tandavan-tendrombohitra ity, ary ny tendrombohitra ao aminy dia manana tampona maranitra maromaro mihoatra ny 3 050 m, ka ny sasany aminy dia rakotra oram-panala mandavan-taona. Ny tendro avo indrindra dia i Zard Kuh (4 548 m), any andrefan’ i Ispahan. Maro amin' ny lohasaha no misy tany lonaka, ka ny fambolena sy fiompiana no anisan' ny asa fivelomana lehibe ataon’ ny mponina any.

Tangoron-Tendrombohitra Zagros
Ny endrik' i Zagros jerena avy eny amin' ny habakabaka

Tags:

Fiteny kordaFiteny lôryFiteny persanaFiteny tiorkaIrànaIspahanLohasahaOram-panalaTandavan-tendrombohitraTangoron-tendrombohitraTany lemakaZard-Kuh

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

KristianinaFotoanaWilliam III an'i AngleteraTrombaFiteny kreôly haisianinaJerosalemaFanahyMa Ying-jeouFivavahana abrahamikaJirofoFanandroana malagasyAnaran'ny mponinaAsa Akira1968LitorjiaAndriamasinavalonaRadama IIFiarahamoninaBrexitMpamari-toetraAmbatolampy TsimahafotsyAmpongaTorkiaAljeria2012Fikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyAndrianaFanandroanaFransiskaninaHasina (zavamaniry)AnthiyurPablo PicassoApôkrifan' ny BaibolyTestamenta VaovaoRoandaRoman PolanskiSanta-Vinsanta-sy-GrenadinaJôbaTorkmenistànaHasinaRaozySadoseoPaositra MalagasyHoratio Herbert KitchenerAntambahoakaZanatenyAnjara asa (fitsipiteny)DagestànaFaritanin' AntananarivoMpaminanyOkrainaZahaFivavahan-drazana malagasyMpampiankina fehezankevitraZanahary (finoan-drazana malagasy)TovaloAsabotsyArama (faritra)AdimizanaAlarobiaRajoelina AndryAhidamboAntanosyRazana (finoana malagasy)Mponina eto MadagasikaraTarehin-tsoratra arabow97csIngosetiaAlakaosyMediaWikiMasikoroMerkiora🡆 More