Zard-Kuh

I Zard-Kuh (midika hoe Tendrombohitra Mavo, atao koa hoe Zardkuh, Zarduh Kuh na Zard Kuh-e Bakhtiari; persana: زردکوه بختیاری) dia tendrombohitra ao amin' ny faritr' i Zagros Afovoany, any Iràna.

Ny tampony lehibe indrindra, Kolunchin, dia mahatratra 4 221 m, izay mahatonga azy io ho tangorom-bohitra faharoa avo indrindra amin' ireo Tendrombohitra Zagros (aorian' ny tangorom-bohitra Dena) ary rakotra oram-panala mandrakizay, izay ao amin' ireo Tendrombohitra Zagros ao amin' ny prefektioran' i Kuhrang ao amin' ny faritanin' i Chaharmahal-Bakhtiari ao Iràna. Manomboka any amin' ny Tendrombohitra Zagros akaikin' i Zard-Kuh ny renirano Karun sy Zayanderud. Ny reniranon Bazoft, sakeli-dranon' ny ony Karun, dia avy amin' ny Tendrombohitra Zagros, akaikin' i Zard Kuh. Misy tobin-dranomandry kely eny amin’ io tendrombohitra io noho ny rotsak' orana somary betsaka.

Zard-Kuh
I Kolunchin, iray amin' ny tampon' i Zard-Kuh

Tags:

Fiteny persanaIrànaOram-panalaTendrombohitra Zagros

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

DrônaItaliaISO 4217Evanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny FoloAdaoroWikipediaAntsirananaTetiandro malagasyVoahangyAristôtyArgonautesKinshasaFamadihanaEndrika araka anjara asaFivavahan-drazana malagasyApôkalipsy faharoan' i JakôbaAhidamboHaikyuMediaWikiFiteny aostrônezianaAdy Lehibe FaharoaArintany mahazatraApôkrifan' ny Testamenta VaovaoVarotraAntananarivoFiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikyGoogleFiteny anglisyApôkrifan' i JoanyRKristianismaFanatontoloanaBaiboly amin' ny teny malagasyAndriantompokoindrindraRosiaAdijadyIowaFamoranaVolana (fotoana)GoavyFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014Bokin' i EzekielaTsirinteny sara-droaBokin' i HenôkaTiffany MynxTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôApôkalipsin' i StefanaBaskin-RobbinsVintana (finoan-drazana malagasy)OmbyFahaleovantenaFitiavanaM.I.A.AmalonaTanalaNofyEpikan' i Gilgamesa1853Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraAndrianjakaBoky fahadimin' ny MakabeoFitsipi-pitenenanaFanekem-pinoanaFizaràn-taonaZairaFivavahana eto MadagasikaraRah-CkikyAostraliaGeorges AndriamanantenaLokangaBetsimisarakaRafitra fitantanana votoatinyAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenena🡆 More